Day: 21 novembre 2016

Boxe olympique : Neuf heures d’assemblée générale !

Samedi, l’assemblée générale de la fédération malgache de boxe olympique s’est tenue durant neuf heures d’affilée à Mahamasina. Si les journalistes ont tenu, c’est parce qu’il y avait le football aussi en même temps sur place. Par contre, il faut vraiment aimer le boxe pour tenter d’accoucher coûte que coûte d’un règlement intérieur et d’un…

Le ministre de l’Industrie et du Développement du Secteur Privé est aussi un exemple de réussite dans le domaine de l’entrepreneuriat; son témoignage, lors de la cérémonie de clôture de la semaine de l’entrepreneuriat qui s’est déroulée vendredi dernier à la salle de conférence de l’immeuble Plan Anosy. Figure connue du monde du secteur privé,…

Nifampikasi-tànana tetsy Anosibe ny herinandro lasa teo, samy niteraka fahasorenana teo amin’ny vondrona roa tonta ny zava-nitranga. Mazava hoazy, fa samy niaro ny azy na dia nisy aza ny fanadihadiana nosokafana. Tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny zandary izay nisafidy ny tsy hanonona anarana no nanazava taminay , fa horesahana eo anivon’ny rafi-pitantanana ambonimbony kokoa iny tranga…

Amboniloha : Trano lehibe iray kila firehitra, zaza 3 taona namoy ny ainy

Trano lehibe iray no kila hotohoto, omaly maraina tetsy Alarobia Amboniloha. Zazalahy kely telo taona no namoy ny ainy tao anatin’izany hain-trano mahatsiravina izany. Tokony ho tamin’ny sivy ora sy sasany teo ho eo, no nitranga ny loza, raha ny fitantaran’ireo mponina teny an-toerana.  Niainga avy tao amin’ilay efitrano nisy ilay zaza namoy ny ainy…