Day: 22 novembre 2016

L’association T-Movie GT (Groupe Technique) organise un concours de vidéo intitulé 180 secondes libre, dans le cadre de la Journée Mondiale de la Jeunesse Francophone. Ce concours consiste à filmer une performance n’excédant pas trois minutes, sur le thème « Libre ensemble ». Les candidats peuvent envoyer des vidéos pris avec n’importe quel appareil, même à partir…

Photographie : « Antananarivo Tsiahy Sary » à Andohalo

Visiter la Haute Ville d’une autre époque, en photos, c’est ce que propose l’exposition Antananarivo Tsiahy Sary, Antananarivo Mémoires et Images, qui se tient au jardin public d’Andohalo jusqu’après les fêtes de fin d’année. Présentée sous l’initiative du Musée de la Photographie de Madagascar et de l’IMV, cette expo gratuite permet de découvrir la beauté…

Vatsin’Ankohonana : 6200 ménages bénéficiaires à Ambohimahasoa

Ce transfert monétaire touche neuf communes du district d’Ambohimahasoa et a été couplé avec le programme «Andao hianatra».  Priorités aux femmes célibataires et aux femmes monoparentales. 6 200 ménages viennent de bénéficier du Transfert monétaire pour le développement humain (TMDH) ou «Vatsin’Ankohonana», dans neuf communes à Ambohimahasoa. Chaque ménage qui va avoir droit à cet appui…

Jiolahy telo no namoy ny ainy rehefa niharan’ny fitsaram-bahoaka tany Miarinarivo Vavatenina, ny faran’ny herinandro lasa teo. Araka ny fantatra dia nanafika sy nitifitra  mpandraharaha iray tany an-toerana ireto  olon-dratsy ireto. Ity mpandraharaha ity, izay mbola miady amin’ny fahafatesana, raha ny fampitam-baovao avy any an-toerana. Nifanome tanana ireo fokonolona sy ny mpitandro filaminana tamin’ny fikarohana…

Efa naka sisiny avokoa ny mpampiasa lalana, nanaraka ny fandaminana napetraka mandritra ny frankofonia. Nirimorimo avokoa ny fiara nanaraka sy nitondra ny delegasiona kanadiana, omaly maraina. Mazava ho azy fa nialohavan’ny fiaran’ny mpitandro ny filaminana izany ary mbola toa izany ihany koa ny tamin’ny faran’ny kortezy. Ny olona dia niakatra tampoka ny hafananan’ny iray tamin’ireo…

Efa tsy matoky ireo mpitandro filaminana intsony ve ny fokonolona ? Tany amin’iny faritra Ambilobe iny, lehibena mpitandro filaminana iray no nokasain’izy ireo hatao fitsaram-bahoaka sy ho dorana tao anatin’ny biraony. Nisavorovo ny tao Ambilobe ny alahady lasa teo. Araka ny fampitam-baovao azo dia noahiahian’ny fokonolona ho nanao firaisana tsikombakomba tamina olona voarohirohy ho namono olona…