Day: 28 novembre 2016

Toamasina : Nosamborina i Arnaud, efa im-pito nigadra

Efa herintaona izay no nanafihan’i Arnaud Raotoarinosy 29 taona ilay mpandraharaha vao tonga teo amin’ny fiantsonan’ny taxi-brousse tao Tanambao V avy any Mananara avaratra, dia nisy ny fikarohana natao azy, saingy nahay niafina hatrany izy, ka tsy nety tratra ary nanohy hatrany ny asa fanafihana mitam-piadiana sy fanendahana fanaony nandritra izay. Tratran’ny tsy napoizina anefa…

By-pass : Natsipy an-tanimbary ny biriky, fa nandalo ny vahiny manan-kaja

Samy nahazo sary avokoa ny rehetra izay nandalo teny amin’ny By-pass, omaly. Nijanona teo amin’ireo mpivarotra biriky amoron-dàlana ny fiaran’ny mpitandro ny filaminana ary nivoaka mihitsy ny iray no sady nibaiko avy hatrany ireo olona, ny hanary tsy misy hatak’andro ny biriky ao an-tanimbary. Amin’izay mantsy dia mba tsy ho hita maso intsony izany. Tsy…

Une nouvelle qui pourrait intéresser les jeunes scientifiques malgaches. Une opportunité s’offre, en effet, aux jeunes scientifiques d’Afrique éparpillés dans les quatre coins du monde, de se faire (re)connaître. A travers l’initiative du « Next Einstein Forum » ou NEF, un forum mondial pour la science en Afrique, les talents des jeunes scientifiques ont l’occasion de se…

Tsy misy saranga intsony ny jiolahy ankehitriny, fa hatramin’ny mpitondra posy bisikileta mandroba ary miara-miasa amin’ireo tontakely amin’ny asa ratsiny. Ny harivan’ny asabotsy teo, tany Tany Toliara, tokony ho tamin’ny fito ora mahery tany ho any, izay mbola betsaka olona nifamevivezy, dia ramatoa iray avy nivarotra handeha hamonjy fodiana nitaingina “cyclo-pousse” no nisy nanafika teny…

Tsy ilaozan’izay tsy ho tafiditry ny olon-dratsy ny hetsika eto an-drenivohitra na dia hamafisina toa inona aza ny fiambenana. Tao amin’ny frankôfônia, tetsy amin’ny CCI Ivato dia nisy ny fitarainana mahakasika ny fitaovana sarobidy izay very. Mpaka sary matihanina iray niasa ôfisialy nandritra ny fihaonambe farany teo no niharan’izany. Fotoana fohy monja no nametrahany ny…

Omaly alahady tokony tamin’ny 5ora maraina, tera-tany frantsay miala sasatra ao amin’ny nosy Sainte-Marie no maty navadiky ny lakana izay nitondra azy hihazo ny nosy kely “Ile aux Nattes” misy ny trano fandraisam-bahiny nipetrahany, Rouviere Jean Francois no anarany ary 63 taona. Ny fanazavana marim-pototra voaray avy any an-toerana, dia nivoaka namonjy trano fimamoana sy…

CCI Ivato : Ravalomanana et Rajoelina présents, Mohammed VI absent

Le Roi du Maroc a brillé par son absence tandis que bon nombre d’observateurs ne s’attendaient pas à la présence de Marc Ravalomanana et d’Andry Rajoelina. L’ouverture du XVIe Sommet de la Francophonie a eu deux invités surprise, du moins pour les observateurs. Il s’agit de Marc Ravalomanana, ancien président de la République et d’Andry…