Day: 30 novembre 2016

Le maire de la commune rurale d’Ambodesakoana du district de Port-Bergé, Rajiabelona André dit Rajiabo et le président de l’association des maires de la région Sofia, Olivier Rabeamina dit Lekarana ont apporté leur vision sur les récentes échauffourées qui ont secoué ledit district. Selon ces deux élus, il y a des dessous politiques dans cette…

Habibiana no nihatra tamin’ity ramatoabe iray mananika ny 70 taona, teratany sinoa, monina etsy Alarobia, ny alin’ny alatsinainy hifoha talata lasa teo. Notafihana andian’olona tsy fantatra ny toeram-pivarotany ary maty novonoin’ireo tsy valahara tamin’izany izy. Tsy nisy naheno anefa ary tsy nisy nahafantatra ny fotoana tena nitrangan’izany ireo mponina nifanila trano taminy, raha tsy omaly…

Analakely : Mpivarotra amoron-dàlana voadaroka, torana tsy nahatsiaro tena

Omaly maraina , tokony ho tamin’ny 10 ora teo, mpivarotra iray amoron-dalana iray no fantatra fa voadaroka ary torana teny Analakely. Nisy koronatana indray teo amin’ireo fivondronana sy ireo mpivarotra amoron-dàlana. Ny vaovao hatrany no nahalalana fa noraofina avokoa ny entana namidin’ilay lehilahy. Fantatra moa fa ireny paoketra ireny no namidin’ity tovolahy ity.  Ny loharanom-baovao…

Durant toutes les 26 années d’existence du Foyer de Vie sis à Andrainarivo et à Ambohimanambola, les bénéficiaires, plus précisément les personnes âgées qui y sont accueillies, n’ont jamais contribué à leur prise en charge. C’est ce qu’a précisé le Dr Nicolas Rakotondrasoa, directeur du centre. «Ce sont les membres de l’association qui ont toujours…