Day: 1 décembre 2016

40 millions d’Ar, c’est le montant du budget ayant permis la réhabilitation de la route communale d’Andohatanjona Itaosy, suite à l’initiative de l’association Zanak’Atsimondrano. «L’association a pris en charge toutes les dépenses liées aux travaux de réhabilitation de cette piste qui mesure à peu près 800 m», confie Mamy Ratsimisetra, président de l’association Zanak’Atsimondrano. A…

Nampiaka-peo nanomboka omaly ny mpiasa eo anivon’ny hotely lehibe iray etsy Ivato. Fanta-daza izany satria na ny tompony koa aza dia saika isan’andro no mivoaka an-gazety tato ho ato noho ny olany amin’ny Bianco. Tsy voaloa tamin’ny fotoana tokony nandoavana azy ny karaman’ny mpiasa ary omaly dia efa saika hitokona sy hampiantso mpanao gazety ireo…

La conférence des bailleurs et des investisseurs se tient à Paris aujourd’hui et demain. La délégation –dirigée par le chef de l’Etat, Hery Rajaonarimampianina, et quelques membres du gouvernement – se rend dans la capitale française pour y assister. Et pourtant, les responsables étatiques n’ont presque rien affirmé avant leur départ que Fetison Rakoto Andrianirina,…

Niainga tao amin’ny seranana kely manodidiana an’Ambanja ny sambo iray izay nitondra malagasy hitsoa-ponenana atsy amin’ny Nosy Mayotte ny faran’ny herinandro teo. Omaly, raha araka ny fanazavan’ny mpitandro ny filaminana miandraikitra ny fiarovana ny sisin-tany dia telo aloha ny fantatra fa velona. Ny ambiny kosa tsy mbola nahazoam-baovao satria mbola ao anatin’ny fikarohana ny manam-pahefana…

Efa nandrasan’ireo olon-dratsy fotsiny. Dian-Hay, mpanakanto iray malaza amin’ny hira trôpikaly no lasibatry ny mpanendaka ny herinandro teo amina tokontanina trano fivarotana lehibe iray etsy Ivandry. Iny izy avy niantsena iny, araka ny vaovao azo, no efa nandrasana roalahy nijoro teo akaiky ny fiarany. Tsy nisalasala mihitsy ireto roalahy ireto, nanambana basy sy sabatra azy…

# – Bongatsara. Vehivavy matin’ny lozam-pifamoivoizana. Vehivavy iray no fantatra fa namoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivoizana tamin’ny RN7, teo amin’ny PK 18+900, toerana antsoina hoe Ambatofitoerana Andranonanahary, kaominina Bongatsara. Nanosika fiara sady nitazona familiana ity vehivavy ity no sendra ny loza. Voalaza moa fa tao anaty fiolahana no nahavoa azy. Fiara lehibe iray avy…