Day: 3 décembre 2016

# Henri Ratsimbazafy au CCesca. Non, il n’a pas encore passé son tour. Dear Henri, à 83 ans, est encore bel est bien très actif. Il le prouvera demain par ce concert organisé par Fetoo au CCesca Antanimena. Le chanteur en « lamba blanc » interprètera pour l’occasion, tous les titres qui ont fait ses succès. #…

Palmesus, la plus grande fête de plage de Scandinavie. Un festival attirant plus de 30.000 personnes. Un évènement auquel Bradhi, DJ malgache résidant en Norvège depuis trois ans, a participé. Une manifestation pendant laquelle il a dévoilé ses compositions car en Norvège, le système est différent de celui d’ici. Un DJ doit effectivement être certifié…

Omaly maraina no tonga teny amin’ny trano fonenany ny mpitandro ny filaminana. Nanao fisavana indray, araka ny didin’ny fitsarana. Vao nipaika ny ora voalohany hahafahana manantontosa izany didy izany, izany hoe tokony ho tamin’ny dimy ora maraina, dia efa nofohazina ny fianakavian’i Kolonely Lylison. Mijanona ho tsiambaratelon’ny fanadihadiana kosa ny valin’ny fisavana. Fanindroany izay no…

Pour désengorger la circulation dans le centre-ville pendant la période des fêtes de fin d’année, la Commune urbaine d’Antananarivo (CUA) opte pour la décentralisation du traditionnel Bazar de Noël qui va durer 9 jours, du 21 au 30 décembre. En effet, chaque arrondissement aura cette fois-ci son propre site. Pour le Ier et le IVe…

Fisolokiana : Olona efatra nanao « attestation d’assurance » sandoka nosamborin’ny polisy

Lehilahy efatra voarohirohy amina fivarotana « attesttion d’assurance » sandoka no nosamborin’ny polisy avy ao amin’ny Sampan-draharaham-paritany mikasika ny Fikarohana sy Fandikan-dalàna avy ao amin’ny Faritany etsy Ambohidahy. Tamin’ny talata sy ny alarobia lasa teo izy ireo no nalaina tamin’ny toerana telo samy hafa : Isotry, Antanimena ary Mahazo. Tamin’ny tsy nampoizin’ireto olona ireto, nisy nahare ny resaka…

Faritra telo amin’ny tapany atsimon’ny nosy iny no ianjadian’ny kere, ka ny tena mitondra faisana amin’izany dia ny faritra Androy sy Atsimo Andrefana, ka ireo tanàna tena mifanila amin’ny ranomasina no tena voa mafy indrindra dia Ambovombe, Beraketa, Bekily, Tsihombe, Beloha, Faux-Cap, Marolinta, Lavanono, Ampanihy-ouest, Betioky, Ejeda. Efa tsy misy hohanina intsony ny ankamaroan’ny mponina…

Royal Label : Le premier whisky vieilli à Madagascar, lancé par Royal Spirits

12 ans d’âge ! C’est le nouveau produit, baptisé « Royal Label », dévoilé au grand public, par la société Royal Spirits, lors de la 3e édition du Salon de l’industrie de Madagascar qui s’est tenu du 24 au 27 Novembre 2016, au Parc des expositions Forello Tanjombato. « C’est un de nos nouveaux produits. Royal Label 12 ans…