Day: 22 décembre 2016

Trangan-javatra hafakely no niseho tetsy Behoririka ny talata lasa teo. Tsy nijanona teo amin’ny taim-bava intsony ny fifamaliana teo amin’ireo mpianakavy fa niafara tamin’ny fikasihan-tanana sy fanondrahana maloto tanaty tavimandry mihitsy. Roavavy no nihosina tanteraka vokatr’izany, olona efatra kosa no naratra ka voatery nentina tany amin’ny hôpitaly. Araka ny fantatra dia toa hoe resaka ady…

Carrière d’Ampandramitsivalana : Le maire d’Andohan’Ilakaka monte au créneau

Le propriétaire du terrain et le maire d’Andohan’Ilakaka mettent les points sur les i. « Je suis le Raiamandreny et le propriétaire de la carrière d’Ampandramitsivalana sise dans la commune d’Andohan’Ilakaka. Je m’inscris en faux contre la déclaration selon laquelle ces personnes s’y sont introduites de force.  Mon grand-père puis mon père furent les premiers arrivés…

Taorian’ny fahazoan’ireto mpanarato ity antsantsa goavam-be ity, ny 19 desambra teo, izay namidiny ary samy nihinana izany ny olona nividy azy, dia tsy nitsahatra nitombo ireo marary niditra hopitaly vokatry ny fanapoizinana nahazo azy ireo, indrindra ireo nihinana ny ampahany misy ny lohan’ilay antsantsa. Raha 19 no isan’ireo nampidirina hopitaly tao Mahanoro tany amboalohany dia…

Taorian’ilay trangana vono olona mahatsiravina, namonon’ny olona azy enina mianaka tao an-tranony tao anatin’ny torimasony, ilay renim-pianakaviana sy ny zanany dimy 8 volana hatramin’ny 10 taona, nokapakapaina tamin’ny antsy be, noho ny resaka disaisam-piaraha-monina, dia olona telo voalaza fa mety ho mpiray tsikombakomba tamin’ilay mpamona no nosamborin’ny zandary hanaovana fanadiadiana ao Mahanoro. Na izany milaza…

Fety am-pilaminana, izay tanjon’ireo pôlisin’ny boriborintany fahatelo amin’ity volana desambra ity, raha ny fanazavana azo avy amin’ny Tompon’andraikitra voalohany ao amin’ity kaomisaria ity. Hatreto raha ny fantatra dia efa mpanendaka 23 no voasambotra, teny amin’ireo faritra mafana : Andravoahangy, Besarety, Ampasampito, Ambodivona, Ampandrana. Isan’ireo olon-dratsy rain-dahiny amin’ny fanendahana sy sinto-mahery avokoa izy rehetra ireo, raha ny…

Malnutrition chronique : Madagascar perd 14,5% de son PIB

Les preuves sont là. La malnutrition chronique ne retarde pas seulement la croissance de l’enfant, mais perturbe également l’économie du pays.   La malnutrition chronique qui provoque le retard de croissance, rend les populations moins productives, au point de déstabiliser l’économie de Madagascar. C’est la signification la plus directe de ce qu’on appelle «Coût de la…