Day: 9 janvier 2017

 Nolazain’ity rangahy iray fa nangalatra ny mananasiny  ireto tovovavy roa ireto  ka naolany. Vao naheno izany ny fokonolona avy hatrany dia nirohotra hisambotra ity voatondro. Notazonin’izy ireo avy hatrany ilay rangahy nahavanon-doza ka nohidiny tao amin’ny biraom- pokontany miandry ny saziny. Tsy nanaiky anefa  ny olona sasany ka nitaky ny  hamoahana azy hampiharana ny fitsaram-bahoaka.…

“Nilamina amin’ny ankapobeny ny asaramanitra teto Sainte-Marie, na teo aza ireo lozam-pifamoivoizana samihafa vokatry ny  hamamoana, fa tsy nisy ny aina nafoy”, hoy ny Kaomisera Lapely ao Sainte-Marie, raha nanazava ny zava-nisy, ny Asaramanitra tany an-toerana ny tenany. Efa tao anatin’ny taona vaovao vao niseho ny tranga na fanantonana ny tendany tamin’ny fehikibony nataon’ity tovolahy…

Projets financés par la BAD : Un séminaire sur la gestion des plaintes, organisé à Yaoundé

« Gestion des plaintes émanant de personnes ayant subi un préjudice des projets financés par la BAD (Banque africaine de développement ». C’est le thème de l’atelier d’information et d’échange qui se tiendra les 11 et 12 janvier prochains à Yaoundé au Cameroun. L’obligation de rendre compte, la revue de conformité et les approches de résolution des…

Tokony ho tamin’ny 11 ora maraina no nahatsikaritra setroka be ny vahoakan’Andapa, omaly. Rehefa nojirihina izany dia fantatra fa ny biraon’ny Jirama tao an-toerana no nirehitra. Sady birao no trano fonenana izy io, raha araka ny fanazavan’ny tompon’andraikitra iray eo anivon’io orinasam-panjakana io. Tsy fantatra mazava ny tena nitarika ny afo. Nisy ny fanadihadiana nosokafan’ny…

Madagascar figure parmi les pays en voie de développement où le taux de participation des femmes à l’exercice du pouvoir est encore faible. Et ce malgré le protocole d’accord de la Communauté de Développement d’Afrique Australe portant sur la parité homme-femme à Madagascar et paraphé par les autorités malgaches. Une manière de dire que la…

Nitrangana fanafihana mpitam-piadiana mahery vaika izay nahitana kalaky nataon’ ny  jiolahy enina be izao, tao Ankoba, tanàna iray ao Andapabe Mampasina Maningory, ny alin’ny 23 desambra nifoha ny 24 desambra ny taona lasa . Vola 40 tapitrisa ariary vidin’ entana sy vidin-jirofo lafon’ireto fianakaviana voatafika ireto, no lasan’ireo andian-jiolahy tamin’izay fotoana izay. Lasan’ireto andian-jiolahy ireto…

Spectacle de rues : Le retour des saltimbanques à Tana

Une autre manière de gagner sa vie: devenir un saltimbanque. Etre un saltimbanque, c’est comme devenir un artiste du spectacle de rue, donner un spectacle vivant. C’est celui qui fait toutes sortes de tours et joue de l’étonnement, dans le but d’amuser le public qui devient rapidement nombreux comme par magie. A Tana, depuis peu, l’on assiste de…

Carrière Ankaraoka Anjozorobe : Des explications du chef de district

Les différents responsables de la commune rurale de Marotsipohy et du district d’Anjozorobe ont donné leur point de vue concernant la carrière d’Ankaraoka, sise dans la dite commune.  Ranivosoa Harilala Hortense, qui n’est autre que le chef de district d’Anjozorobe, a tenu ainsi à donner des explications sur ce sujet. C’était lors d’une conférence de presse…