Day: 9 janvier 2017

Ny zoma vao maraina teo, dia nitrangana asan-dahalo mahery vaika tany Betsatsango- Antsalova. Omby manodidina ny zato  no  nalain’ireto dahalo niaraka tamina takalonaina.Manoloana izany dia nanatanteraka fanarahan-dia avy hatrany ny fokonolona teny an-toerana. Ny tafika kosa dia tsy namela azy ireo hiady irery, fa nanampy tosika  tamin’ny fandefasana olona hanampy  amin’ny fikarohana ny fananany sy…

Interview – Jasmin Jasmine : « Il faut apprendre aux enfants à être plus participatifs »

Le duo Jasmin Jasmine, animateurs de fête, qui a longtemps fait les beaux jours des festivités familiales et d’entreprises, est composé de Jasmin le magicien et Jasmine le clown. En investissant dans ce marché encore très peu exploré, Jasmine donne son point de vue sur le secteur « divertissement pour enfant ». Interview.  Midi Madagasikara : Parlez-nous de…

Ady tany iray tany Ambatomanoina, amin’iny distrikan’Anjozorobe iny no nivadika ho fifampitifirana teo amin’ny samy zandary, ny sabotsy lasa teo. Nandriaka ny rà. Vokany, mpitandro filaminana, miasa teo anivon’ny Fari-piadidian’ny zandarimariam-pirenena ao Mahamasina, mpiaro manamboninahitra jeneraly iray no maty voatifitra. Araka ny fanazavana azo, nandritra ny fampiantsoana mpanao gazety omaly maraina, dia « nifampitarika tamin’andian’olona nikasa…