Day: 12 janvier 2017

L’on a appris durant le procès que « Dada » avait acheté de force une pierre précieuse de 250 kg sans avoir payé la somme convenue. Cette affaire était à l’origine du bras de fer entre le régime TIM et « Quartz Madagascar ». L’arroseur arrosé. Plus d’un ont traité ainsi l’ancien président Marc Ravalomanana après le changement de…

Antananarivo –Renivohitra : Sarona ny « Bande des 7 »: Dimy voasambotra, iray maty, iray tafatsoaka

Andian-jiolahy “Bande de sept” no tra-tehaky ny polisin’ny “commissariat central Antananarivo” ny asabotsy lasa teo. Efa tamin’ny taona lasa iny no efa narahin’ny polisy maso akaiky ireto mpangalatra ireto ka izao tratra izao. Olona dimy misy vehivavy iray tamin’ireo fito no voasambotra, maty nandritra ny fifampitifirana ny iray ary tafatsoaka kosa ny iray ambiny, izay…

Bornes-fontaines à Miandrivazo : Plus de 15 minutes pour remplir un bidon de 20 litres

Miandrivazo figure parmi les localités les plus chaudes de l’Ile, dans la mesure où la température atteint facilement les 35° C dans la journée. Une situation infernale que vit la population,  encore aggravée par les difficultés d’accès à l’eau potable des habitants, près des bornes-fontaines mal desservies.   La population de la ville de Miandrivazo,…

Ministère de l’Intérieur : Place aux visas de long séjour et cartes de résident biométriques

Le vent de la biométrie souffle à Madagascar. Après les permis de conduire et les cartes grises biométriques, l’Etat donne jusqu’au 31 mars aux ressortissants étrangers de se conformer à la nouvelle mesure prise par le Ministère de l’Intérieur et de la Décentralisation. En effet, d’après ce dernier, « les visas de long séjour et les…

Misy olona mitrandraka volamena anaty ny ala arovana ao Ranomafana, araka ny fampitam-baovao azo avy any an-toerana. Raha eo amin’ny efatra alina hekitara eo ity faritra ity, dia ny 50 ha amin’izany no efa simba hatreto. An-jatony mahery eo ireo olona ireo, raha ny fanazavàna azo hatrany, ary mirongo basy. Saro-dalana sy sarotra hidirana, ny…

De sources bien informées, l’ancien président Marc Ravalomanana aurait quitté la Grande île dans la soirée de mardi, à destination des Etats-Unis. Accompagné de son fils Maika Ravalomanana, il va assister à la cérémonie d’investiture du nouveau président américain, Donald Trump qui aura lieu le 20 janvier prochain. Le numéro Un de l’Empire Tiko fera…

Kaominina Mandoto : Nahatsiaro manokana ny zoky olona sy ny sahirana ary ny sembana Toy  ny fanao isan-taona, tsy manadino ireo zoky olona sy ny sahirana ara-pivelomana, ireo olona manana fahasembanana ara-batana na ara-tsaina miampy ny tera-bao sy ny voafonja ny kaominina Mandoto tahirin’ndRamatoa ben’ny tanàna rehefa tonon-taona toy izao. Araky ny tapaky ny filan-kevitra…