Day: 12 janvier 2017

Délestage tournant : « Fin du délestage, à partir de ce jour ! », déclare le DGA de la JIRAMA

Finis les devoirs et les révisions qui se font à la lumière des bougies ? Terminées les heures d’arrêt d’activités durant la journée, à l’origine de manques à gagner pour les professionnels ? Adieu les soirées dans l’obscurité et les journaux télévisés ou autres matches de foot ratés par les téléspectateurs à cause du délestage ? Il semblerait…

Ambohimalaza : May ny  fasan’Andriantompokoindrindra

Nisy nandoro ny alin’ny talata tamin’ny folo ora sy sasany ny  fasan’Andriantompokoindrindra eny Ambohimalaza. Anisan’ny toerana manan-tantara ity lasa lavenona ity. Akory ny hatairan’ny fokonolona eny an-toerana raha nahita afo nidedadeda teny amin’ny faritra misy ity fasana ity. Dia-volana ny andro ka tonga dia tazana ny setroka nivoaka  avy ao amin’ny fasana. Noho ny maha…

Toliara : Lasa fanaovan’ny olona maloto sy toeram-panariam-pako ny biraom-paritry ny kolontsaina ao Tsienengea Noho ny tsy fahampian’ny tetibola nentina nanaovana ny asa fanarenana hatramin’izay, dia rava avokoa ireo fefy ao amin’ny biraon’ny sampandraharaham-paritry ny kolontsaina, ny fampiroboroboana ny asa tanana, ary ny fiarovana ny vakoka, miorina ao amin’ny fokontany Tsienengea Toliara ka izay mahamora ny…

Délestage : La révision à la hausse de la subvention parmi les solutions envisageables

La loi de finances 2017 prévoit une subvention de 250 milliards d’ariary pour la Jirama.  Cette subvention est destinée principalement à la location de groupes électrogènes auprès d’un certain nombre d’entreprises partenaires de la Jirama. Une partie de cette aide financière de l’Etat servira à l’achat de carburants, toujours par la Jirama. En somme, la…

Anisan’ireo tanàna tena mafana indrindra eto amin’ny Nosy ny tanànan’i Miandrivazo, izay mahatratra eo amin’ny 34° mahery ankehitriny amin’ny  andavanandro. Mijaly araka izany ny mponina, raha tsy hilaza afa-tsy amin’ny lafiny famatsian-drano. Ny rano izay miantoka ny ain’ny olona sy ny zava-boahary rehetra. An-taonany. Efa an-taonany maro izao no mijaly amin’ny famatsian-drano ny mponina ao…

Nandeha tamin’ny gazety rehetra ny fisian’ny rangahy efa lehibe iray (73 taona) maty irery tao an-tranony. Mpanotra ny asany ary fanta-daza amin’izany izy eo an-tanàna, eo Antsalovana 67ha. Ny isan’ny tena nandehanan’ny sain’ny maro fa novonoina ilay rangahy dia ny fisian’ny “cadenas” nanidy ilay trano avy aty ivelany. Nomarihan’ny pôlisy misahana ny heloka bevava ihany…

Ambatondrazaka : Tsy hanaiky  ny hanaovana  gaboraraka  ny volam-panjakana intsony  ny senatera  Rabenony Niteraka resabe teo amin’ireo ben’ny Tanàna nahazo tombontsoa tamin’ilay fanampian’ny  fanjakana  ny kaominina  mantsy ny nanaovana kitoatoa ny asa rehetra izay natao. Nanolotra vola tamin’ny alalan’ny C L D (comité locale de development ) izay vola mahatratra any amin’ny 200 Million d’ariary…

Cadre légal des élections : Hery  Rakotomanana conscient des failles !

Les membres de la Commission Electorale Nationale Indépendante (Ceni) ont procédé hier, auprès de la Haute Cour Constitutionnelle (HCC), à la remise de déclaration de patrimoine. Le président de la commission, Hery Rakotomanana, a été accueilli par un parterre de journalistes. Transparence. Veulent-ils servir d’exemples  en matière de déclaration de patrimoine ? « Non, nous ne nous…

Place à la 27e édition de Walking jazz. L’évènement dédié aux jeunes talents de jazz revient ce mois avec un groupe exceptionnel : Anja trio. Le temps d’une soirée au Café de la Gare, Tahinavibe au saxophone, Hents à la basse et Anja au micro vont faire voyager les amateurs de bonne musique à travers leurs…