Day: 13 janvier 2017

Miparitaka ny basy ary izay hatreto no isan’ny mampirongatra ny asan-jiolahy. Isan’ny nisongadina tamin’ny tatitry ny pôlisy mahakasika ny vokatra nandritra ny taona 2016 ny nahatrarana basy  67 sy grenady dimy. Basy PA no tena betsaka ary nahatratra 40  izany. Nisy koa basy lava   17. Avy aiza ny basy ? Raha ny tsikaritra tamin’iny taon-dasa iny,…

Betafo est-elle une région maudite ? La question se pose après le tremblement de terre de magnitude 5,4 sur l’échelle de Richter et dont l’épicentre se trouve à Ambohimanambola, à 40 km de la ville de Betafo. C’est-à-dire pas assez loin pour qu’on ressente les secousses semant la panique au sein d’une population déjà traumatisée par…

Kapoka, daroka, vono isan-karazany no nahazo ity mpangalatra ity ka tsy tana intsony ny ainy. Omaly tokony ho tamin’ny roa ora maraina dia lehilahy iray no nosamborin’ny mpianatry ny oniversiten’i Mahajanga, tao amin’ny Campus Ambondrona. Raha araka ny vaovao voaray tany an-toerana, dia tratra niaraka tamina gana roa sy vilany iray avy nangalarina ity lehilahy…