Day: 16 janvier 2017

Nanao tohivakana tato ho ato ny fahaverezan’ olona tamina faritra maro. Tao an-drenivohitry Betsileo, dia tovolahy kely iray vao 13 taona monja, zanaka ramatoa iray mananontena mpanampy an-trano, monina ao amin’ny fokontany Sahalava Fianarantsoa no tsy hita popoka nanomboka ny talata naraina teo. Na dia teo ny fikarohana samihafa natao an’ity zazalahy mpiservy lamesa salama…

Une délégation du « MAPAR II » dirigée par le ministre de la Fonction Publique, Maharante Jean de Dieu et une autre délégation composée de députés issus du « VPM/MMM » ont été reçues au Palais d’Iavoloha par le président Hery Rajaonarimampianina samedi dernier. Deux délégations composées essentiellement de membres dissidents du parti « MAPAR » d’Andry Rajoelina et du « MMM »…

Polémique stérile. C’est ce qui résume l’avis du pasteur Irako Andriamahazosoa, président de l’église FJKM, sur ces débats qu’il estime ne pas avoir lieu d’être, suscités par ses récentes déclarations à propos de l’usage du téléphone portable et des tablettes pour lire la Bible durant les cultes au temple. Partisan de la non-utilisation de ces…

Hatramin’ny niantombohan’ny taona vaovao izao dia roa amin’ity ny olona maty irery tao an-tranony ary efa olon-dehibe nahazo taona avokoa izy ireo. Rangahy be iray indray mantsy no maty irery tao an-tranony ny alakamisy 12 janoary lasa teo. Tao amin’ny fokontany Mahazoarivo no nitrangan’ity toe-java mampalahelo ity. Tsy misy izay tsy mahalala ity rangahy ity…

Tatitry ny zandarimaria no nahafantarana fa nisy olona fito matin’ny pesta tao amin’ny distrikan’Ambohimahasoa. Tao amin’ny fokontany antsoina hoe Andovoka sy Valozora, ao amin’ny kaominina ambanivohitra Fiadanana raha araka ny fanazavana azo hatrany. Nampandrenesina avy hatrany ny tompon’andraikitry ny fahasalamana tao an-toerana. Misy ary tena misy eto amintsika ny pesta, izay any ivelany dia tsinjaraina…

Marc Ravalomanana à Washington : Rencontre avec des responsables de la Banque mondiale

Le vendredi 13 a fait le bonheur de l’ancien président qui a rencontré des responsables de la Banque mondiale dans la capitale fédérale américaine. L’ancien président de la République, Marc Ravalomanana, a été reçu vendredi dernier par des responsables de la Banque mondiale, en l’occurrence, Makhtar Diop, vice-président Afrique ; et Hafez Ghanem (ancien représentant résident…