Day: 21 janvier 2017

Posy 10 isan’andro no voatazona vonjimaika eo anivon’ny polisy monisipaly noho ny tsy fanarahan-dalàna misy eo amin’ireo mpitarika azy. Nialoha ny fandraisana izao fepetra izao dia efa nisy ny fiofanana mahakasika ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana an-dalam-be sy ny tokony hatao rehefa miasa ho amin’ny fitaterana. Nandritra ny fiofanana no nanomezana azy ireo ny toromarika…

Efa-taona aty aorina mbola tsy nisy vokany ny fikarohana. Raha tsiahivina dia ny taona 2012 dia fiara sprinter iray no very tao amin’ny seranan-tsambon’ny Toamasina. Efa tomombana avokoa ireo taratasy mahakasika izany fa ny fotoana hamoahana sisa no andrasana. Rehefa tonga anefa izany dia efa tsy tao intsony ilay fiara ka nampametra-panontaniana ny maro. Rehefa…

Ny ary tsy vita, ny etsy mikorontana. Saika nisy fihetseham-bahoaka ihany koa tany amin’iny distrikan’i Besalampy iny ny alakamisy lasa teo. Mbola resaka fitakiana olona voarohirohy ho namono nahafaty olona tamin’ny fomba feno habibiana, ary hatao fitsaram-bahoaka hatrany no fototra eto. Nisy avy hatrany anefa ny fanelanelanana sy fifampiresahana nataon’ireo mpitandro filaminana nitazona ity olona…

Lasa hatramin’ny peratra mariazin’i Pasitera. Ny alin’ny alakamisy hifoha zoma teo no nisehoan’ny fanafihana. Dimy lahy nitondra basy PA sy zava-maranitra no tonga nanafika tao amin’ilay tokantrano. Nambanana tamin’ireo fitaovam-piadiana ny iray trano ary norahonana  hovonoina avy hatrany raha manohitra na miantso vonjy. Tsy nisy sahy nihetsika izy mianakavy kely fa nanaiky ny baikon’ireo olon-dratsy.…

Aorian’ny fanaovana ny taratasim-bola tsy misy antoka izay isan’ny nahazo vahana eto Toamasina tao anatin’ny krizy mandraka ity ny androany, dia mahazo vahana ihany koa ny fisolokiana sy fampiasana hosoka ataona andian’olona, ka isan’ny lasibatra amin’izany izao ny sampan-draharahan’ny hetra. 600.000 ariary. Andian’olona roa mpitaingina moto ireto mpisoloky sy mpampiasa hosoka amin’ny fisandohana ho mpiasan’ny…

Ikebana : Remise de certificats par RaivoToyoda

Pour un beau bouquet de fleurs, en utilisant les techniques de l’Ikebana, il faut être passionné, appliqué et minutieux. Chaque emplacement a sa fonction, l’ensemble raconte une histoire. Et c’est toute cette sensibilité, conjugué à l’amour de cette culture importée du Japon que Raivo Toyoda a transmis à ses apprenants à travers les diverses séances…

SNU :  Vers le renforcement des actions à Madagascar

La situation humanitaire due aux facteurs climatiques dans le Sud de Madagascar demeure au cœur des préoccupations des agences du Système des Nations Unies (SNU), et ce, parallèlement à d’autres priorités, tout aussi essentielles dans le cadre du développement durable à Madagascar.    « Les préoccupations dans le Sud, touché par la sécheresse et subissant les…