Day: 23 janvier 2017

Week-end en bref…

Rija au Pim’s Ce n’est étonnant pour personne. Rija Ramanantoanina est au Piment Café à Behoririka un peu comme chez lui. Pour cette première rencontre avec son public, il a animé une soirée purement musicale où les mélomanes se sont délectés. Et on n’est qu’en janvier ! Aponga sy Hammond émerveille A l’Is’art Galerie à Ampasanimalo,…

Hafa dia hafa ary mampihoron-koditra ity tranga ity. Roalahy saika hivarotra olona hangalàna taova fotsiny no tra-tehaky ny mpitandro filaminana, tao amin’ny toerana fandraisam-bahiny iray tao Vatomandry tao, ny faran’ny herinandro lasa teo. Araka ny fantatra, dia manodidina ny efatra tapitrisa ariary teo ho eo ny vidin’ny olona iray, saingy afaka miady varotra izay vonona…