Day: 24 février 2017

Nandriaka indray ny rà teny amin’iny lalam-pirenena fahafito iny. Ain’olona iray indray no nafoy ary am-polony ireo olona naratra mafy. Izay no vokatry ny fifandonana teo amin’ny samy fiara fitateram-bahoaka, omaly maraina, teo Behenjy. Tokony ho tamin’ny dimy ora maraina tany ho any no nitranga ity loza mahatsiravina ity, teo an-tampon-tananan’i Behenjy mihitsy. Araka ny…

Na efa mifonja vonjimaika tao Tsiafahy ilay tompon’ny orinasa « Tsaralaza », sy ao Antanimora ny vadin’ny mpikarakara ny sambo « Lumina » nahatrarana ireo andramena am-bodiomby tao « Cap Masoala » ; dia navoaka ny fonja izy ireo mba nahafahan’ny mpitandro ny filaminana misahana ny fanadihadiana notarihan’ny kaomandin’ny zandarimariam-pirenena nasionaly avy eto Antananarivo, nanao ny fanadihadiana ifotony teto Toamasina, omaly tontolo…

Affaire Befandriana-Nord : Quarante personnes arrêtées, transfert immédiat à Antsohihy

Le ministre de la Police nie l’existence d’une expédition punitive menée par ses hommes. Les responsables des crimes sont déjà entre les mains des enquêteurs, a-t-il annoncé.  « Partout, on parle de vindicte populaire, mais nous (la grande famille de la police) nous voyons les choses autrement : un double assassinat dont les deux victimes sont des…

Daniel Schaffer, président directeur général de la Fondation pour l’éducation environnementale était en visite officielle à Madagascar pour prendre la mesure de la mise en œuvre du programme Eco-schools dans le pays.  Madagascar compte actuellement quatre écoles pilotes dans le cadre de la mise en œuvre du programme  Eco-schools (Eco-écoles), mais on assiste à un…

Vokatry ny fisafoana (inspection) nataon’ny BOA  foibe avy any Antananarivo, andro vitsy lasa teo, dia tsikaritra fa nisy ny fanodinkodinam-bola  mitentina 200 tapitrisa ariary,  tao amin’ny masoivohon’ny BOA  Ambositra. Fantatra ihany koa, fa efa eo am-pelatanan’ny polisy eto Ambositra ny raharaha, ka voarohirohy amin’izany, ny « directrice d’agence » izy tomponandraikitra voalohany, ka notazonina vonjimaika alohan’ny handefasana…