Day: 28 février 2017

Tafakatra 31 hatreto ny isan’ireo olona voarohirohy tamin’ilay resaka famonoana pôlisy nitranga tany Ambalamanga Befandriana Avaratra, tapa-bolana lasa izay. Raha tsy misy ny fiovàna dia tokony ho anio no hiakatra Fampanoavana ao Antsohihy ireto olona voarohirohy ireto. Nambaran’ireto tompon’andraikitra fa tsy ao anatin’ireo velively ny ben’ny tanàna sy ny lefiny izay voalaza fa voasambotra. Tiana…

La crise de confiance entre l’Etat et la population ne peut plus être niée. Les réactions violentes qui entraînent mort d’homme tous les jours le prouvent indéniablement. Cette fois c’est l’un des plus hauts représentants de l’Eglise catholique qui a enfoncé le clou lors d’un symposium à l’Université Catholique de Madagascar. Le constat d’une crise…

Renim-pianakaviana iray 45 taona eo, izay voalaza fa bevohoka, no maty may irery tao an-tranony, nodoran’ireo dahalo 20 isa nitondra basy sy zava-maranitra nanafika alina, tokony tamin’ny valo ora, tao an-tanànan’ Antanamarina Anjoma, any amin’ny distrikan’ Isandra, Faritra Matsiatra Ambony, ny herinandro iny. Rehefa avy nanapoitra tamin’ny baramina avy any ivelany varavaram-ben’ny trano ny ampahany…

Baccalauréat : Mise en place d’une équipe pédagogique

Comme son nom l’indique c’est l’office du baccalauréat qui est chargé de l’organisation de cet examen officiel. Une organisation qui a présenté des failles l’année dernière notamment au niveau des sujets d’examen.    Face à la grogne des enseignants concernant la dernière session du Baccalauréat (en 2016), des rectifications de tir ont été menées par…

Ambatovy : Un million USD d’investissements pour un simulateur de conduite

Sherritt restera présent dans Ambatovy. C’était, l’une des déclarations faites par Louis Rolland Gosselin vice-président d’Ambatovy, en charge du Développement Durable.  C’était vendredi dernier, à Moramanga, lors de l’inauguration du simulateur de conduite ThoroughTec. Une manière de démentir les informations qui ont circulé ces derniers temps sur le départ définitif de Sherritt International au sein…

Efa mahita atao ny olona sasany ao anatin’izao fahasahiranam-piainana izao, hany ka tsy misy eritreritra intsony ao anatin’ny fahatezerana sy fahasosorana. Tranga iray no niseho tao amin’ny bazary Valpinson omaly alatsinainy 27 febroary tokony ho tamin’ny 04 ora sy sasany maraina, satria dia sahin’ity rangahy ity ny nandoro ny tranon’izy ireo raha nisy ady vokatry…