Day: 8 mars 2017

Efa voavidy ireo entana marobe, izay mitentina eo amin’ny enina hetsy ariary teo ho eo, vao tonga saina ilay mpivarotra fa tsy izy ireto fehezam-bola iray alina ariary maromaro noraisiny. Tranga niseho tetsy Tsaralalàna, ny alakamisy lasa teo. Efa maty paika tanteraka ny teti-dratsin’ireto roalahy voasambotry ny mpitandro filaminana, niaraka tamin’ny vola sandoka ireto. Rehefa…

Taorian’ny famoahan’ny kaominina tamin’ny alàlan’ny didim-pitondrana noraisin’ny lefitra faharoan’ ny ben’ny tanàna, Atoa Pagny Ricky Dinh-Van, nampiakatra 100% ny hetra sy haba alain’ny kaominina amin’ireo mpitondra « cyclo-pousse », dia nanao fitokonana faobe eran’ny tanànan’i Toamasina ireto mpitondra « cyclo-pousse » ireo, omaly maraina izay niteraka sakoroka sy fitoraham-bato. Saika feno ireto mpitondra posy ireto avokoa ny kihon-dàlana rehetra,…

Hémophilie à Madagascar : Seulement 1% des patients sont connus

Maladie des garçons ? L’hémophilie est une maladie hémorragique héréditaire grave qui correspond à l’impossibilité pour le sang de coaguler : en cas de saignement, l’écoulement ne peut pas s’arrêter ou très difficilement. Les conséquences sont majeures, avec des hémorragies sévères en cas de blessure et parfois des saignements spontanés, notamment au niveau des articulations. Dans…

Cyclone Enawo avec des rafales de vent de 240 km/h : La SAVA ravagée à 80%, la capitale en alerte rouge, les écoles fermées

Resté 5 heures dans les deux villes, le Cyclone tropical intense Enawo a pris son temps lors de son passage dans la région Sava. « Ce cyclone a été unique en son genre de part sa puissance et le temps qu’il a mis pour ravager les villes d’Antalaha et de Sambava ». Ce sont là les propos…

Nampiantso mpanao gazety tao amin’ny birao fiasany eo anivon’ny fitsarana ambaratonga voalohany Toamasina, ny Tonia mpampanoa lalàna Atoa Lauret Rajaona Thierry, niezaka nanazava ny maahakasika ilay raharaha mpanao fanadihadiana sy mampisambotra ny ben’ny tanànan’i Toamasina navoakany. Raha ny fanazavany, dia “tsy nisy izany didy mampisambotra” ny ben’ny tanàna izany navoakany; nefa raha ny voalaza tao…

Un concours international de développement de « Bots intelligents » pour le service Messenger est organisé par Facebook. Sur une cinquantaine d’équipes malgaches candidates, les trois meilleures sont sélectionnées pour représenter le pays.   150 développeurs parmi les plus aguerris à Madagascar ont participé au « Facebook Bot Party », qui s’est tenu samedi dernier à l’hôtel Panorama, afin…