Day: 13 mars 2017

Vokatry ny fiakaran’ny rano any amin’ny faritra Vatovavy Fitovinany, taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Enawo, dia olona dimy no namoy ny ainy maty an-drano navadiky ny lakana, ny zoma sy asabotsy teo,  ny telo tamin’ireo tany amin’ny distrikan’i Manakara, roa tao Vohipeno, izay tsy misy hita popoka avokoa hatramin’izao ireo razana, raha ny vaovao voaray. Noho ny…

La région SAVA a été la plus touchée par le passage du cyclone Enawo. Face à cette adversité qui a frappé cette région, l’ « Association Sambavienne d’Entraide et Développement » (ASED) va organiser un téléthon au profit des sinistrés de ce « Faritra ». Cet acte de bienfaisance débutera ce jour pour ne se terminer que dimanche prochain, à…

L’ancien président Marc Ravalomanana s’est rendu samedi dernier à Arivonimamo où il a effectué son devoir de reboisement avec les militants TIM locaux. Puisque c’était sa première apparition en public après le passage du cyclone Enawo, il a adressé ses messages de condoléances aux familles des personnes qui ont péri et ses messages de réconfort…

Ady tany efa tamin’ny taona 2013, no nahatonga ny disadisa raha toa ka efa tonga teny anivon’ny fitsarana ny ady, ka naharesy ny ankilany ary ity farany no nitondra ny fitoriana an’ireo fokonolona izay nilaza ho vavolombelona nanatri-maso ny fitsaram-bahoaka nisy tao amin’ny tananan’i Mahazina fokontany Befotsy ao anatin’ny kaominina Ambohibary, ny 30 janoary 2017.…

Appréciation de l’Ariary : Fruit de la politique monétaire actuelle, selon la Banque Centrale

L’amélioration de la valeur de l’Ariary sur le marché des devises est prévue par la politique monétaire actuelle. Les actions menées ne sont pas restées vaines, selon le Gouverneur de la Banque Centrale de Madagascar, Alain Rasolofondraibe.  La force ou la faiblesse d’une monnaie ne reflète pas la puissance ni la solidité d’une économie. Mais…

Habibiana tsotr’izao. Ramatoa iray no hita faty tao an-tokantranony, tetsy Ankasina, ny sabotsy maraina lasa teo. Nifatotra ny tongotra aman-tànany, ary nisy tampina teo amin’ny vavany. Nahitana dian-java-maranitra teo amin’ny lohany, izay toy ny hoe nadarohana tamin’izay zavatra izay izy. Antony izay heverina ho nahafaty azy. Araka ny fantatra hatrany, dia efa nitana ny anjara…