Day: 22 mars 2017

Coopération japonaise : Le premier vice-président de la JICA Koshikawa Kazuhiko à Madagascar

Les fonds de la CBI (Conférence des Bailleurs et des Investisseurs) arrivent et permettront de lancer l’un des plus grands investissements en infrastructures. L’accord de financement du Projet d’extension du Port de Toamasina sera signé demain.   Le premier vice-président de l’Agence Japonaise de Coopération Internationale (JICA), Koshikawa Kazuhiko, est en visite à Madagascar du 22 au…

Initiative SRJS : Un financement de 2 millions d’Euros du Pays-Bas

Cela consiste à renforcer la capacité de la société civile surtout au niveau local à faire un lobby ou un plaidoyer pour convaincre l’administration et le secteur privé en matière de gestion durable des Biens Publics Mondiaux basés sur les écosystèmes.   L’initiative SRJS (Shared Resources, Joint Solutions) est l’idée de l’Union Internationale pour la…

Nahataitra ny maro, ny nahazoan’ireo Turcs 14  fahafahana vonjimaika rehefa nentina teny amin’ny Fampanoavana, ny tapaky ny volana febroary teo. Izy ireo dia nohadihadiana rehefa tratra nampiasa “visa” sandoka sy nanao asa tsy ara-dalàna noho ny tsy fisian’ny “visa”. Omaly kosa anefa, dia mba velon-tsiky kely izay nanaraka akaiky ity raharaha ity raha nahafantatra fa…

Faritra tsy dia mbola nandrenesana fitsaram-bahoaka loatra raha ny eto Antsirabe. Saika nilamindamin-dratsy hatrany raha vao misy tranga hafahafa na tsy fandriampahalemana, ary voafehin’ny mpitandro filaminana hatrany izany. Tsy izay anefa no nitranga tamin’ity indray mitoraka ity, fa notaperin’ny fokonolona ny ain’ilay ramatoa iray malazaratsy  ho mpamosavy mpangarom-bava olona.  Manodidina ny 50 taona eo ity ramatoa ity,tsy misy…

Manoloana ny raharaha nahafaty mpitsara tany Toliara, ny 9 desambra 2011, ka hitsarana indray an’ireo polisy 39 voarohirohy   aty Antananarivo, ny 22 sy 23 martsa izao, dia nisy andian’olona an-jatony mahery tsy faly niakatr’afo, ka nanao sakan-dàlana tao Ankoronga, amin’ny lalam-pirenena fahafito iny, 8 km mivoaka ny tanànan’i Toliara, omaly naraina nanomboka tamin’ny valo ora.…

Parents d’élèves du collège La Lumière : Un appel pour la continuation des cours jusqu’à la fin de l’année

Face à l’expulsion imminente des 13 enseignants du territoire de la République malgache, les parents des élèves ont entamé hier des négociations auprès du directeur de l’immigration et de l’émigration auprès du ministère de l’Intérieur et de la Décentralisation. L’affaire concernant les enseignants du collège La Lumière Internationale continue de défrayer les chroniques. L’histoire remonte,…