Day: 27 mars 2017

Olona efa nahazo taona iray, manodidina ny 79 taona eo ho eo no nindaosin’ny fahafatesana omaly, teny amin’ny hôpitaly, rehefa nodomina môtô « scooter », ny harivan’ny sabotsy lasa teo. Nianjera vokatr’izay ihany koa ilay mpitondra môtô sy ny olona nentiny, ka naratra mafy ary mbola manaraka fitsaboana eny amin’ny hôpitaly amin’izao fotoana izao. Araka ny fantatra,…

FMF : Une assemblée générale presque ordinaire !

Pour une AGO, on n’a jamais vécu pareille échéance tant, il est vrai en l’absence du président Ahmad, il n’y avait aucune note discordante alors qu’on annonçait un rendez-vous houleux lié à cette décision des ligues de faire des élections anticipées. Certaines ligues annonçaient qu’elles n’allaient pas donner le quitus. Mais hier, elles ont voté…

Mahafaly dans le Sud-Est : Contre l’impunité !

Le 23 mars dernier, le Premier ministre, Mahafaly Solonandrasana Olivier, était en tournée dans le Sud-est de Madagascar en général et dans les districts de Farafangana et de Vangaindrano en particulier. D’après les informations qui nous ont été communiquées, le chef du gouvernement était venu à Farafangana pour « arranger » le différend qui persistait dans la…

Isany isian’ny fivoriana tsy an-kiato, ny eo anivon’ny prefektiora sy ny faritra Atsinanana, ny mahakasika ny resaka vidin-javatra, indrindra ny vidim-bary sy ireo kojakoja ilain’ny vahoaka amin’ny fiainany an-davanandro taorian’ny rivodoza “Enawo” farany teo iny. Misy hatrany ny fanasana atao ireo mpanafatra sy mpamongady ary ireo mpivarotra vaventy misy eto Toamasina mandritra izany. Nandritra ny…

Arivonimamo : Kianja vaovao ho an’ireo zaza kambotin’ny zandarimarim-pirenena

Nahazo kianja marolafy vaovao, fanaovana fanantanjahantena ireo zaza kamboty navelan’ireo maherin’fo ny zandary, maty am-perinasa  beazina ao amin’ny ivon-toerana ao Arivonimamo. Ny fikambanana Rotary Club Tsimbaroa Antananarivo no angady nananana ary tonga nanolotra izany teny an-toerana, ny sabotsy lasa teo, ny Jly Rasolofo Lumène, filohan’ity fikambanana ity. « Zava-dehibe hoan’ireo ankizy taizana ny kianja toy izao,…

# Tsiroanomandidy. Maty nokapakapain’ny jiolahy ny tompon-trano. Lasa ny vola iray tapitrisa ariary mahery tao an-trano, namoy ny ainy tamin’ny fomba feno habibiana kosa ny tompon-trano. Voakapa famaky mantsy teo amin’ny lohany, ny tànany sy ny tongony. Izany no vokatry ny fanafihan-jiolahy tao amin’ny fokontany Manarintsoa, kaominina Belobaka, Distrika Tsiroanomandidy, ny zoma alina lasa teo.…

Le groupe de partenaires techniques et financiers persiste et signe. Pas question pour eux d’appliquer l’ACD tel qu’elle est élaborée actuellement par la partie malgache. Dans une déclaration conjointe, ces partenaires techniques et financiers, composés entre autres des Etats-Unis, de la France, de la Grande Bretagne, de l’Allemagne, de l’Organisation des Nations-Unies, de la Délégation…