Day: 28 mars 2017

Inclusion financière : Vers une tendance négative, 41% de la population à sensibiliser

Plus de 100 000 jeunes devront être touchés par la campagne de sensibilisation pour l’inclusion financière, pour cette année. De grands efforts restent à faire, selon le ministre des Finances et du Budget, Gervais Rakotoarimanana.   Pour la deuxième fois, le « Global Money Week » est célébré à Madagascar, du 27 mars au 2 avril 2017.…

Tsy nisy niangana izany teny aminy, lasa hatramin’ny kapila mangirana maromaro izay ambiny tamin’ny namidiny nandritra ny fampisehoana izay vao avy nataony ka misy ny hira vaovaony. Lasa ny vola, ny finday, ny kara-panondro sy izay rehetra azo nalaina teny aminy. Lehilahy iray antsoina hoe Todisoa, lehiben’ny tarika Rootsikalo, izay miangaly ny mozika reggae, no…

Le parti Vert Hasin’i Madagasikara sera présent au 4e Congrès du Global Greens qui se tiendra à Liverpool (Royaume-Uni) du 30 mars au 2 avril prochain. Il sera représenté par son président national Alexandre Georget et Dr Ratafika, respectivement vice-président de la FEVA (Fédération des Verts Africains) et président des Jeunes Verts de l’Océan Indien.…

Ny alin’ny sabotsy hifoha alahady lasa teo, tokantranon’ny sinoa iray no lasibatry ny asan-jiolahy, teny amin’iny faritra Andoharanofotsy iny. Lasan’ireo olon-dratsy tamin’izany ny vola gasy sy vahiny mitentina eo amin’ny valo tapitrisa ariary teo ho eo, ambonin’ny firavaka volamena maro sy ny entana lafo vidy tao amin’ity tokantrano ity. Tsy vitan’izay anefa fa mbola voarahona…