Day: 30 mars 2017

Lehilahy iray no natolotra ny fampanoavana ny talata lasa teo noho ny fisolokiana tamin’ny resaka vatosoa « rubis » rehefa voasambotry ny polisy ara-toekarena, etsy Anosy, tany Antsohihy, ny alakamisy 23 martsa. Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny polisim-pirenena dia tena maty paika tokoa ny nanatentarahany ny asa-ratsiny ka nahafahany nandroba 500 tapitrisa ariary tamin’ilay voasoloky. Nilaza ho…

Coopération : 78,7 millions USD de la Banque mondiale pour les ressources naturelles

Les producteurs de riz, les agriculteurs de montagnes et les usagers des forêts de quatre régions du pays pourront ainsi améliorer leurs systèmes d’irrigation, leurs intrants agricoles et bénéficier de meilleurs services La Banque mondiale continue de financer des projets utiles à la relance économique de Madagascar.  Cette fois-ci, ce sont les producteurs en riz,…