Day: 4 avril 2017

« Durant les dernières semaines du mois de mars 2017, les précipitations ont commencé à diminuer généralement sur Madagascar ». C’est le message principal que l’on peut lire dans un communiqué émanant de la direction générale de la météorologie diffusé le premier avril dernier. Une prévision des précipitations intra-saisonnières qui est valable du 1er au 15 avril…

Plusieurs dossiers au Bianco : Claudine Razaimamonjy arrêtée hier au Palais des Sports

La patronne de l’hôtel « A&C » a été gardée à vue dans le local du Bureau Indépendant Anti-Corruption hier soir. Coup de tonnerre hier au niveau du microcosme politique. La nouvelle a d’ailleurs fait le « buzz » dans les réseaux sociaux. En effet, contre toute attente, Claudine Razaimamonjy, Conseiller spécial auprès de la Présidence de la République…

Jiolahy efa rain-dahiny eto Antsirabe mihitsy raha ity voatifitry ny polisy ity, ahiana ho isan’ireo nandray anjara mivantana tamin’ny fanafihana miharo fanolanana tamin’ireo masera tao Antsahatanteraka izy. Efa hatry ny ela no nikarohana an’i Kelimaso, malaza ratsy amina fanafihana izy sy ny ekipany, ary mazana saika miharo fanolanana hatrany ny asa ratsiny. Sendra ny tsy…

Tokony ho tamin’ny 11 ora alina, ny alahady teo no nisy lehilahy efatra izay nitondra poleta miisa roa nidaroka sy nandrahona avy hatrany ny srilakais iray. Raha araka ny fantatra dia mandraharaha amin’ny aferam-bato sarobidy io teratany vahiny io. Vola mitentina manodidina ny valo tapitrisa ariary no lasan’ireo olon-dratsy tamin’io fotoana io raha araka ny…

Zazavavy 9 taona no mila fitsaboana maika noho ny fanolanana nahazo azy, satria dia simba ny ao anatin’ny tranon-jazan’ity zaza ity, hoy ny nambaran’ilay dokotera nandray azy. Rahalahin-drainy niteraka azy,  23 taona, no nahavanon-doza rehefa nalaina hipetraka tao amin’izy ireo noho ny tsy maha eo lava ny renim-pianakaviana fa miasa tontolo andro. Ny alatsinainy 20…