Day: 8 avril 2017

Des rencontres B to B ont lieu entre les 80 entreprises marocaines et plus de 140 opérateurs malagasy. La 2e édition de l’African Business Connect se tient à l’hôtel Carlton. C’est initié par BMCE Bank Of Africa, la maison mère de la BOA Madagascar, avec Maroc Export, une agence de promotion des exportations marocaines depuis…

Amin’ny andro antoandro be no nangalatra bisikileta i Rastà. Saron’ny olona ary niharan’ny daroka avy hatrany. Omaly no nitrangan’izany. Efa saika nizotra nankany amin’ny fitsaram-bahoaka ny zava-nisy saingy mba nisy olona tsara sitra-po nanakana ireo olona maro ary nitondra an’i Rastà nankany amin’ny pôlisy. Nosokafana omaly ihany ny fanadihadiana azy ary notazomina ao amin’ny violon…

# Vahombey au BC Blues. En novembre dernier, Ikaky Ravaho a sorti « Blues ». Depuis, il a multiplié concerts et apparitions publiques et renoué avec ses inconditionnels. Cette année, le programme reste le même : faire le plus de scène possible. Vahömbey continue d’investir la scène. Ce soir, il invite donc les amateurs de…

Métier hors-du-commun : Réparateur de téléphone mobile

Une gamme de tournevis, un fer à souder, un voltmètre, quelques pièces enlevées des téléphones usés, une vieille voiture qui sert d’atelier et ils font presque des miracles à Analakely. Ces réparateurs de téléphones mobiles pullulent au centre-ville sans pourtant s’acharner sur les clients. Ils ont déjà chacun leurs clients fidèles. Du changement d’écran à…

Tonga teny an-toerana ny pôlisy nitady azy, saingy tsy hita izay nanjavonany. Io lehilahy io dia nikasi-tànana mpandalo tsy amin’antony tamin’ny herinandro lasa teo. Natorony ny toeram-piasany taorian’izay ary nasehoany ihany koa ny fiarany. Izany dia nentiny nanaovana vava fa tsy misy afaka manao na inona na inona aminy raha mbola eto Antananarivo. Ny nahatalanjona…

Fa misy inona ? Tsy toy ny mahazatra fa nitombo tampoka tao anatin’ny ora vitsy ireo mpitandro filaminana nanao fisavàna teny amin’ireo lalana rehetra teto an-drenivohitra omaly hariva. Nitohy hatramin’ny alina. Ny mahagaga ny maro anefa dia tsy toy ny mahazatra ireto andiana mpitandro filaminana manao fisavàna ireto. Ny basy an-kelika ihany ary toy ireny mivonona…