Day: 26 avril 2017

« Mitaraina mafy ny tantsaha amin’izao fotoana izao noho ny antony roa : ny fandravana feno habibiana ataon’ny malaso. Ao kosa ny ataon’ny zandary sasantsany manao ny asa mifanohitra amin’ny maha-zandary azy. Ka eto ny tenako dia milaza, mba ahafahantsika mandamina an’ity tanintsika ity dia tsy maintsy ny ato anatiny aloha no alamina. Samy mahalala isika fa…

L’ambassadeur des Etats-Unis à Madagascar, Robert Yamate, n’a pas échappé aux questions des journalistes concernant l’affaire Claudine Razaimamonjy. En effet, hier à l’Hôtel de Ville Analakely, il n’a pas hésité à donner son avis. « Je me réjouis qu’elle soit de retour à Madagascar », a-t-il lancé dans un premier temps avant de faire un bémol dans…

Madagascar a ratifié la convention internationale sur le contrôle du système antisalissure nuisible sur les navires en 2001. Et cela entre en vigueur à compter de 2008. En fait, « cette convention AFS est un instrument permettant de contrôler l’utilisation des peintures antisalissures ou antifouling sur les navires car celles-ci peuvent contenir des produits chimiques tuant…

Hatairana ny an’ny mpandalo raha nahita fatin-dehilahy iray nivalampatra teo amoron’arabe ny alatsinanainy maraina teo tao Ambohidravaka. Manodidina ny 40 taona eo ilay rangahy raha ny tombanan’ny olona, tsy mponina eny an-toerana izy ary tsy misy mahafantatra azy ny manodidina. Taorian’ny fizahana nataon’ny BMH sy ny mpitandro filaminana no nahafantarana fa nisy fahatapahana ny tanany…

Ny herinandro lasa teo no nahasamboran’ny pôlisy misahana ny heloka bevava etsy Anosy, ny roa lahy, izay voarohirohy tamina resaka fandrahonana ho faty olona maromaro, tamin’ny alàlan’ny hafatra amina finday. Tsy vitan’izay fa, mbola mitonona ho mpikambana ao amin’ilay vondrona mpampihorohoro eran-tany « Daesh » izy ireo, araka ny fampitam-baovao azo. Nandritra ny famotorana ireto olona ireto…

Le PNUD, en partenariat avec le gouvernement malgache et la Plateforme des Femmes en Politique de l’Océan Indien, lance un atelier interactif des femmes leaders malagasy sur leur participation aux processus décisionnels politiques ainsi qu’à l’affermissement de la démocratie apaisée à Madagascar.   Un atelier interactif a été lancé, hier à l’Ibis Hôtel en présence de…

Nahatsikaiky ny fihetsika nataon’ity vazaha lahy 54 taona iray, tao amin’ny hotely iray tao Amborovy, ny 23 aprily 2017 tokony ho tamin’ny 08 ora sy 30 mn hariva. Nitsambikina avy teny amin’ny “plongeoir”’-n’ny dobo filomanosana izy  ka naratra ny handriny. Tezitra izy satria tsy namonjy azy ilay mpandray vahiny (receptionniste) atao hoe tao amin’ity trano…

Nisoamaritaka ireo mponina teny amin’iny faritra Antohomadinika iny ny alin’ny alatsinainy lasa teo tokony ho tamin’ny 10 ora tany ho any. Feon-javatra nirefotra toy ny basy mantsy ny re nanakoako teny amin’io faritra io. Taitra avy hatrany ireo fokonolona izay nihevitra fa misy andian-jiolahy manapoaka basy sy manafika. Tonga avy hatrany teny an-toerana nijery ny…