Day: 27 avril 2017

Trano lehibe iray, misy rihana roa no may kila hotohoto, omaly maraina teny amin’iny faritra Ampitatafika iny. Izany dia vokatry ny fipoahan’ny « transformateur » iray nipetaka tamin’ny andrin-jiro, teo akaikin’io trano io. Vokany, potika tsy nisy noraisina avokoa ireo entana rehetra tao amin’ity trano ity, nanomboka tany amin’ny rihana faharoa ka hatrany ambany. Vehivavy iray mitaiza…

Run Total Quartz : Jaona « Elite » vise les 9 secondes

La 2e  manche des Championnats de Madagascar des runs se disputera ce dimanche 30 avril sur la piste du BATAC à Arivonimano. Cette manche fait partie des trois organisées par le club Antananarivo Moto Automobile (AMA). « Nous attendons près de 40 participants pour ce rendez-vous de dimanche » a fait savoir Toonie Andrianasolo, présidente de l’AMA.…

Nitrangana vaky fasana indray teny amin’iny distrika Atsimondrano iny ny alatsinainy lasa teo. Fasana roa no fantatra fa indray lasibatr’ireo olon-dratsy mpangalatra taolam-paty, teo amin’ny toerana antsoina hoe Antsody, ao amin’ny kaominina Ankadivoribe. Taolambalona razana maromaro no very tamin’izany, ary ny iray tamin’ireo fasana vaky ireo aza, araka ny fampitam-baovao azo avy tamin’ny zandary dia…

Le ministère auprès de la Présidence en charge des Projets Présidentiels, de l’Aménagement du Territoire et de l’Equipement (M2PATE) investit auprès des populations locales. En effet, il a procédé à la construction d’un guichet unique particulier « Domaines – Topo – Aménagement du Territoire » sur l’île de Sainte-Marie la semaine dernière, le 22 avril plus précisément.…

Permettre aux participants, qui étaient au nombre de 70 enseignants et formateurs issus des ONG et établissements publics et privés de la région Analamanga, un renforcement des capacités sur l’andragogie, la Pédagogie et le Plan Sectoriel de l’Education, c’est l’objectif de la conférence qui s’est tenue le 20 avril dernier dans la salle de formation…

Nisahotaka ny tao Vohemar omaly maraina. Nirohotra nihazo ny biraon’ny Jirama ny vahoaka mba haneho ny tsy fahafaliany amin’ny delestazy lavareny tsy mety voavaha any an-toerana. Araka ny vaovao, leo ny vahoaka satria tato anatin’ny roa volana dia zara raha mandeha ny jiro. Misy tanàna sasany aza, zara raha mahazo izany indray mandeha isan-kerinandro. Nanapa-kevitra…