Day: 5 mai 2017

Afaka mba hilamin-tsaina amin’izay ireo mponina eny amin’iny faritra Anjanahary sy ny manodidina iny ! Ny alarobia lasa teo, enin-dahy efa kalaza ratsy amin’ny resaka fanafihana sy fanendahana ireo olona sendra mandalo eny amin’iny faritra Anjanahary, akaikin’ny fasam-bahiny iny, eny Antsahakely ary iny manodidina ny hôpitaly Soavinandriana iny no voasambotry ny pôlisin’ny boriborintany fahatelo etsy…

# Tsiliva au Cemes Soanierana. Le « kilalaky »? Les Tananariviens ne l’auraient certainement pas découvert s’il ne l’avait pas dévoilé au grand jour il y a de cela une dizaine d’années. Ou peut-être que si, mais il n’aurait pas été devenu aussi connu et apprécié qu’aujourd’hui. Car du « kilalaky », il s’est fait l’ambassadeur. Aujourd’hui, Tsiliva continue…

Ravan’ny mpitandro ny filaminana ny andiana adolantsento izay lasa andian-jiolahy. Izy ireo dia manao sinto-mahery sy fisandohana ary rehefa nandeha ny fanadihadiana, dia fantatra fa mpikamban’ny “Foroche”. Tamin’ity indray mitoraka ity, dia olona manana havana marary eny amin’ny hopitaly ary hanatitra vola mifandraika amin’ny fitsaboana no nataon’ireo andian-jiolahy lasibatra. Dia nahomby tokoa izany, satria lasa…

C’est la consécration de plusieurs étapes pour la Ligue des Diplômés des Universitaires Islamiques à Madagascar ou LDUIM. Enregistrée sous le récépissé 755/17 MID/SG/DGAT/DPID/ANT/ASS du 21 mars dernier, ladite ligue regroupe les universitaires musulmans à Madagascar et est présidée par Nasuri Dine Hassani Ali. Ce dernier qui a profité lors de la première assemblée générale…

Potika tanteraka tsy nisy azo noraisina intsony ity fiara tsy mataho-dalana iray, marika Isuzu, izay an’ny  Jirama, rehefa tafalatsaka tanaty hantsana ary nivadika ambony ambany. Maty tsy tra-drano ny lehilahy iray 51 taona, ary naratra mafy kosa ny namany iray, izay marihana fa samy mpiasa amin’ity orinasa ity avokoa. Ny antoandron’ny talata teo no nisehoan’izany…