Day: 10 mai 2017

Tsy tao an-toerana ny tompon’ny trano fa vehivavy mpanampy an-trano kosa no niambina ny toerana. Tokony ho tamin’ny 11 ora alina, ny alatsinainy lasa teo, no niditra an-keriny tao ny dimy lahy mitam-basy ary nanafika an-kitsirano. Basim-borona iray sy basy vita gasy no tsikaritr’ilay mpanampy an-trano; izay tsy afa-nanoatra satria sady tsy vitan’ny be noho…

Hafakely ilay fomba fanerena olona hanome vola : nandefasana trakta teo amin’ny toeram-ponenany ary natao niomana izy fa hovonoina raha tsy mandoa ny voka takiana. Mitentina 6 tapitrisa ariary no notadiavin’ireo olon-dratsy. Nampandre ny pôlisy anefa ilay mpandraharaha ary natao ny vela-pandrika rehetra. Tonga teo amin’ny toerana hanomezana ny vola ny pôlisy nanao fanamiana sivily.…

Football – Elections : Forcing de certains présidents des ligues !

Bien qu’ayant décidé de confier l’intérim à Doda Andriamiasasoa à la tête de la Fédération Malgache de Football et ce jusqu’en 2018, date des élections, une frange des présidents des ligues régionales monte aujourd’hui au créneau pour l’organisation des élections anticipées. Allez savoir pourquoi ! Pourquoi certains présidents des ligues de football font des pieds et…

Tokantrano iray teny amin’iny faritra Anosibe iny, no lasibatry ny jiolahy, ny faran’ny herinandro lasa teo. Tsy vitan’ny lasan’ireo olon-dratsy ny vola sy ny entana rehetra tao an-trano, fa mbola niharan’ny filan-dratsin’ireo mpanafika ihany koa ny renim-pianakaviana iray. Nanao amboletra niditra tao amin’ity tokantrano iray ity ireo jiolahy nirongo fitaovam-piadiana. Zaza amam-behivavy avokoa no tao…

Les membres du gouvernement ont été avisés hier par le premier ministre de ce qui les attend au Parlement durant la session en cours. Le gouvernement Mahafaly prend au sérieux les bruits qui circulent à l’Assemblée Nationale sur l’existence d’un projet de motion de censure. Raison pour laquelle, avant de s’attaquer hier à l’ordre du…

Recrutement de Personnel de l’Etat : Un agent condamné à 5 ans d’emprisonnement pour escroquerie

Payer une certaine somme d’argent ne permet plus de s’intégrer au Ministère des Finances et du Budget, depuis la mise en œuvre des réformes pour la bonne gouvernance. Les sanctions contre les tentatives sont réelles. Le verdict est tombé pour A.R. ! Un emprisonnement ferme de 5 ans pour avoir arnaquer pas moins de sept personnes.…

Manoloana ny fahafatesan’ny ampanjaka iray tao Farafangana dia nilaza ny havan’ny maty fa tsy hanaiky mora foana ny zava-nitranga. Misy minisitra teo aloha maromaro ao anatin’ny fianakaviana ary efa nitana andraikitra ambony teto amin’ny firenena nandritry ny fitondràna nifandimby. Etsy ankilan’izany, ny zandary dia nanazava fa tsy afa-nanoatra nanoloana ilay vonoan’olona. Nalaina an-keriny tao amin’ny…

Défis de Madagascar : L’Union Européenne réitère son soutien au pays

L’Union Européenne, à travers son ambassadeur à Madagascar, Antonio Benedito Sanchez, a réitéré – en marge de la Journée de l’Europe d’hier – son engagement à vouloir accompagner le pays dans ses plus grands défis en l’occurrence le renforcement de la démocratie et l’organisation des élections acceptées par tous. Durant son discours, l’ambassadeur n’a de…