Day: 11 mai 2017

Ny talata hariva teo no natolotra teny anivon’ny Fampanoavana tao Antsiranana ilay lehilahy, voarohirohy tamina resaka trafikana “heroine” . Taorian’ny fanapahan-kevitr’ireo mpitsara mpanao famotorana dia fantatra fa nadoboka am-ponja avy hatrany tao amin’ny fonjan’i Diego ihany ity lehilahy ity. Ny alahady teo no voasambotry ny zandary avy ao amin’ny kaompanian’ny zandarimariam-pirenena Antsiranana ity mpanao trafika…