Day: 14 mai 2017

Tokantrano iray fivarotana sy fisotroana iray no  notafihan’ny  jiolahy  fito, ny alin’ny sabotsy hifoha alahady teo. Araka ny vaovao, dia tamin’ny 1 ora no nitrangan’izany. Nitondra “barre à pince”, basy kilalao, sy kibay ireo jiolahy raha araka ny vaovao avy tamin’ny zandarimaria izay miandraikitra ny fanadihadiana ity raharaha ity. Tafiditra tao an-trano ireo jiolahy rehefa…