Day: 15 mai 2017

Plus de 150 tireurs issus de onze ligues régionales se sont affrontés samedi et dimanche aux Gymnases de l’ANS et de Mahamasina  au Championnat de Madagascar 2017. Une affluence des participants qui est d’une importance capitale pour eux car c’est qualificatif pour l’équipe nationale. « C’est officiel et confirmé, Madagascar sera hôte du Championnat d’Afrique de…

Rideau sur le championnat de Madagascar de basket-ball N1B hommes hier au Gymnase d’Antsiranana. AS Victoire Boeny a été sacrée et les trois nouvelles équipes du N1A pour la saison 2018 ont été connues hier. Une fois de plus les Majungais ont justifié qu’ils maitrisent cette discipline. Et à Antsiranana, la représentante de Boeny a…

Les journées se suivent et se ressemblent pour les jeunes raquettes malgaches au Championnat d’Afrique-Australe par équipes U12. Deux rencontres et autant de victoires enregistrées par les Malgaches. Considérés comme les grands favoris du tournoi, les Malgaches ont fait respecter la hiérarchie en deux jours sur les courts de l’ASUT à Ambohitsaina au Championnat d’Afrique-Australe…

Raha mbola tsy fahita na faheno loatra teto Antsirabe izany sinto-mehery izany, dia manomboka misy izany ankehitriny ao amin’ny fokontany Mahazoarivo ao. Tao anatin’ny herinandro izao, dia tsy latsaky ny olona dimy no efa niharan’ny sinto-mehery tao amin’ny fokontany Mahazoarivo sy ny manodidina. Ny finday sy ny vola hatreto no fantatra fa tena rombahin’ireo tontakely.…

“Lalana ity mampifanolana ity hatramin’izay, tsy nisy olana tamin’ny fisiany efa taona maro saingy gaga aho aty aoriana fa tonga teny amin’ny fitsarana izany”, izay no nambaran’ny filoham-pokontany Atoa Revisy Marcel, mikasika ity raharaha ao Foulpointe amin’ity Rtoa “A.R” “Villa Ampasivelona” titra 5595-BA, sy Atoa “H.M.R” “Villa Stephane” titra 7816-BA; izay manao aloha sy aoriana.…

Mamaivay tato ho ato izay, ny halatra môtô teny amin’iny faritra Itaosy sy ny manodidina iny. Manoloana izany indrindra, dia telolahy rain-dahiny amin’ny halatra môtô no saron’ny pôlisin’ny kaomisaria Itaosy, teny Amberivatsy Bemasoandro, ny alarobia lasa teo. Môtô mitentina eo amin’ny roa tapitrisa ariary teo ho eo ity nangalarin’izy ireo ity. Ary ny mahavariana dia…