Day: 17 mai 2017

Ny herinandro lasa teo, olona efatra izay fantatra amin’ny fanaovana fanafihana mitam-piadiana, fanafihana fiara ary fanakan-dàlana no tratry ny zandary tao Fierenanana, kaominina Ambatomanoina, any amin’ny distrikan’ Anjozorobe iny. Sarona niaraka tamin’ny basim-borona iray sy basy vita gasy iray ireto olon-dratsy ireto raha ny fampitam-baovao azo. Raha ny zava-nitranga : « Nisy halatr’omby mantsy niseho tao Fierenana…

Après plusieurs années de difficulté financière, la Chambre de Commerce et de l’Industrie de Diégo Suarez (CCID) a sollicité l’appui financier du  programme d’appui à l’emploi et à l’intégration régionale (PROCOM). Ce programme lui a octroyé un financement d’un montant de  218 464 589 Ariary . Selon les explications du coordinateur provisoire du projet, SaidMze, « Le projet…