Day: 1 juin 2017

Tsy vitsy tokoa ny mikaikaika amin’ny afitsoky ny andian-jiolahy eny amin’iny lalam-pirenena faharoa iny, indrindra fa ireo fiara mpitatitra izay mandeha alina. Manomboka miala kely ny tanànan’i Brickaville ka hatrany amin’ny 30 kilaometatra tsy hiditra ny renivohitr’i Betsimisaraka no tena mamely ireo tontakely ireo. Misy ampahan-dalana somary ratsy mantsy amin’izany lalam-pirenena izany, ka iny rehefa…

Namoahana “avis de recherche” izy noho ny halatra fiara nitranga tetsy Ivandry ka nafenina teny Namontana. Rehefa nandeha ny fikarohana rehetra dia ny pôlisy tany Toamasina no nahatsikaritra ny fivezivezeny tao an-toerana. Natao avy hatrany ny fisamborana ary natolotra ny pôlisy teto an-drenivohitra ny lehilahy. Teo no nivoahan’ny raharaha rehetra izay efa nahahakasika azy sy…

Le face à face entre le Gouvernement et l’Assemblée Nationale a commencé hier. Avant d’ouvrir le débat, les membres du Gouvernement conduits par le Premier ministre Olivier Mahafaly Solonandrasana ont présenté leurs réalisations, ainsi que leurs stratégies pour le développement. « Les actions entreprises sont toutes basées sur le Plan National de Développement. Elles sont surtout…

478 no voafonja eto Moramanga raha 26 no vehivavy ary 8 no zaza tsy ampy taona. 13 no zandriny indrindra. Tonga nitsidika sy niara-nivavaka tamin’izy ireo ny pretra sy relijiozy vavy mpitsara eo anivon’ny fonja mikambana ao anatin’ny ACP na Aumonerie CatholIque de Prison. Ny alahady 28 Mai 2017 no nanombohana ny zaikabe nasionaly tamin’ny alalan’ny…

Lehilahy iray manodidina ny 30 taona any ho any no hitan’ny olona nitsirara teo am-povoan’arabe tamin’iny lalam-pirenena faharoa iny, omaly vao maraim-be, teo amin’ny kilaometatra vitsivitsy miala ny tanànan’i Brickaville, raha hizotra hiatsinanana. Efa tsy nisy aina intsony moa ity lehilahy ity izay nilomano tao anaty rà mandriaka. Ny fizahana ny razana ihany koa no…

Claudine Razaimamonjy : 55 jours d’hospitalisation, toujours pas de commission d’expertise médicale

Hier, la Directrice d’établissement de l’hôpital HJRA, Professeur Rakoto Oliva Alson Aimée a confirmé que la Conseillère spéciale auprès de la Présidence de la République suit toujours un traitement médical au service neurochirurgie. L’étau se resserre autour de la Conseillère spéciale auprès de la Présidence de la République, Claudine Razaimamonjy. Lundi dernier, le Directeur général…

Roland-Garros : « Triste de quitter le tournoi aussi tôt », déclare Tsonga

PARIS (AFP) –  Jo-Wilfried Tsonga, éliminé au premier tour de Roland-Garros par le 91e mondial, l’Argentin Renzo Olivo, au terme d’un match conclu en quelques minutes mercredi, s’est dit « triste de quitter le tournoi aussi tôt ». La partie, débutée mardi, avait été interrompue par la tombée de la nuit alors que le Français était dos au…

Association Hasina : Prise en charge sanitaire des plus démunies

Altruisme, c’est le mot qui qualifie le mieux les actions menées par l’Association Hasina le 30 mai dernier. Oeuvrant dans le domaine social, cette association a décidé de prendre en charge une partie de la santé des familles vulnérables du District de Mahitsy. Notamment, en procédant à des distributions de trente cartons de suppléments alimentaires…