Day: 6 juin 2017

Araka ny tatitra azonay teny amin’ny hôpitalin’ny Hjra tetsy Ampefiloha, dia nahatratra 85 ireo olona voatery niditra teny amin’ny sampana vonjitaitra. Ny 22 tamin’izao dia vokatry ny lozam-pifamoivoizana avokoa, teto an-drenivohitra sy ny manodidina. Tsy nisy kosa ny namoy ny ainy raha ny alahadin’ny pantekoty teo. Tatitra hatramin’ny alatsinainy vao maraina io mantsy, raha ny…

Concurrence déloyale : Lobbying contre les réformes au niveau des douanes

La Note 145 et le contrat de performance ont porté leurs fruits, d’après les données présentées par la Direction Générale des Douanes (DGD). Cependant, ces changements ont causé le mécontentement de quelques opérateurs. Le bonheur des uns fait le malheur des autres. Si les groupements d’opérateurs, entre autres, le Syndicat des Industriels de Madagascar (SIM),…

« 25 jeunes attendus et 47 présents à  la Chambre de Commerce de Toliara, c’est un record jusqu’ici », s’écrie gaiement Paubert Mahatante, dernier YALI (Young African Leaders Initiative) ayant bénéficié de cette prestigieuse bourse américaine, dans le cadre du programme Mandela Washington Fellows 2016 qui se déroule annuellement à Tuléar vers mi-mai. Les jeunes de Tuléar…

Azo lazaina fa tsy niheren-doza ny fetin’ny pantekôty ity, raha teo amin’ny resaka lozam-pifamoivoizana no lazaina. Namono olona indray mantsy iny lalam-pirenena fahafito iny omaly, alatsinain’ny pantekôty. Fiara « sprinter » iray, izay manao zotra eto an-drenivohitra, nitondra mpitsangantsangana, saika handeha hihazo an’i Betafo no niharan-doza teo anelanelan’Ambohimandroso sy Ambatolampy. Vokany, ankizikely iray no maty tsy tra-drano,…

Vehivavy iray manodidina ny 23 taona any ho any  ho hita faty tao Ambodimanga Anjozorobe, ny herinandro teo. Maty novonoina izy io raha ny fizotry ny fanadihadiana sy ny fizahana nataon’ireo mpitsabo. Nanaitra ireo mponina tany an-toerana ny fiparitahana fofona hafahafa sy ny lalitra izay nitangorona tamina faritra, izay akaikina garazy iray teny an-toerana. Nampandrenesina…

Arrêtés par des éléments de l’Unité d’intervention rapide de la Police nationale jeudi, trois présumés bandits ont été déférés au parquet du Tribunal de Prémière instance d’Antananarivo, samedi. Ces individus sont accusés d’être des membres de la bande qui a commis la série d’attaques à main armée dans la commune rurale d’Ambohibao-Antehiroka dans le district…