Day: 8 juillet 2017

Ny alakamisy sy zoma lasa teo dia vahiny manan-kaja roa be izao no indray nanatanteraka fitsidiham-piaraha-miasa ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimarim-pirenena, ny Jly Randriamahavalisoa Girard, teny amin’ny birao fiasàny teny Betongolo. Ny voalohany dia ny masoivohon’i Chine miasa sy monina eto amintsika, Rtoa Yang Xiaorong. Nivoitra tamin’izany ny fanamasinana sy fanatsaràna ny fiaraha-miasa eo amin’ny…

Tsy misy tandroka tokoa ny ratsy ankehitriny. Tovolahy iray mpibizina lavanila tra-tehaka namaky trano, ny alin’ny alarobia teo, tokony ho tamin’ny 11 ora, no niharan’ny fitsaram-bahoaka tao Ambodilalona, Kaominina Antsirabe Nord, any amin’ny Distrikan’i Vohémar. Raha ny fantatra, dia nividy lavanila tao amin’ity tokantrano notafihany izy, ny antoandron’io. Rehefa alina ny andro dia niverenany ny…

Diplomatie : Deux Malgaches à Addis Abeba

Le nouvel ambassadeur extraordinaire et plénipotentiaire de la République de Madagascar auprès de la République Fédérale Démocratique d’Ethiopie, et Représentant Permanent de Madagascar auprès de l’Union Africaine et de la Commission Economique pour l’Afrique (CEA), Pr Alain Djacoba Tehindrazanarivelo ainsi que le Commissaire aux affaires économiques de l’Union africaine, Pr Victor Harison ont été reçus…

Mendicité : De vrais faux quintuplés pour faire la quête

Voir des petits mendiants, cela n’étonne personne et en chagrine quelques-uns, surtout les enfants, comme eux. En revanche, des quintuplés et de surcroît en bas-âge, nous n’en croisons pas tous les jours ! Depuis lundi, celle qui est apparemment la mère et ses « quintuplés », arpentent les rues et marchés d’Antananarivo pour faire la quête : d’Analakely à Alarobia,…