Day: 11 juillet 2017

Lasa tompom-pahefana mihitsy ireo malaso any amin’ny Distrikan’i Manja (Faritra Menabe), ka miliba amin’ izay tian’ izy ireo atao, ary tsy mifidy olona tafihana sy vonoina intsony. Manoloana izany, dia mandry andriran’ antsy lava ny mponina, izay miraviravy tanana tanteraka mahatsiaro tena toa tsy misy mpiahy intsony. Nandritra ny fanafihan-dahalo nitranga, ny narain’ny alakamisy lasa…

Fanaon’ny mponina ao Mananara Avaratra ny mifanandrina amin’ny baolina kitra isam-pokontany rehefa mifarana ny herinandro. Misy hatrany ny amboara hiadiana mandritra izany, ka mazana resaka omby no lokan’izay mivoaka mpandresy amin’ny lalao atao. Ny sabotsy teo dia nisy ny lalao baolina kitra tao amin’ny kianja monisipalin’ny Mananara Avaratra; vao nanomboka tsy nisy folo minitra anefa…

Immobilier et NTIC : Les premiers « César de l’immobilier » !

Vendredi dernier, l’écosystème numérique Jumia-spécialisé dans le marketing digital- a organisé un évènement unique en son genre. Il s’agit de la première édition des « César de l’Immobilier » à Madagascar, qui s’est tenue au Café de la Gare Soarano. Parrainée par le ministre des Télecommunications, Neypatraiky Rakotomamonjy, la cérémonie a réuni une quarantaine de promoteurs immobiliers.…