Day: 31 juillet 2017

Lehilahy iray no voatery naiditra hopitaly, vokatry ny vono nahazo azy. Teo Ampatana no nisehoan’ny sakoroka, ny alin’ny sabotsy lasa teo. Voalaza fa fahaverezana finday no niatombohan’ny gidragidra ka nitarika tamin’ny ady totohondry mihitsy. Raikitra ny sakoroka teo amoron-dàlana akaikin’ny Zaodahy iny, tsy fantatra intsony hoe iza no nangalatra fa samy nifanjevo tao ny an-daniny…

Tsy niandry ela fa taorian’ny fianianan’ireo mpiasan’ny Jirama teo anivon’ny fitsarana izay misahana ny fanaraha-maso, sy fisavana trano amin’ny firongatry ny halatra jiro sy rano eto Toamasina, dia efa nanao ny asany ireto mpiasan’ny Jirama manokana ireto. Ankehitriny, dia olona efa  fito no tratran’izy ireo am-bodiomby tamin’izay halatra jiro sy rano izay, ary efa mihatrika…

Quelle atrocité ! C’était dans la panique que les habitants d’Antsirabe ont entendu la mauvaise nouvelle hier matin portant sur la découverte du cadavre d’une femme sauvagement mutilée dans le fokontany de Vatofotsy, une localité à l’entrée de la ville de la capitale. Emballés dans un sac et déposé sur un leu de décharges, la victime…

Exploitationsdes enfants : Un fléau dans le Nord de la Grande-Île !

Abus sexuels, coups et blessures, maltraitance en tous genres, ce sont là des cas de violence dont sont victimes de nombreux enfants (surtout des filles) du district de Nosy-Be. Beaucoup d’enfants malgaches sont actuellement maltraités et exploités à des fins commerciales ou financières. Une situation  que l’on retrouve dans toutes les régions du pays mais…

Semban-drahona ny lanonana nokarakarain’ny Kaominina, mba hitadiavam-bola hanamboarana ny “Lycée Mixte”. Ny alin’ny alakamisy teo, niafara tamin’ny faty olona mantsy ny alim-pandihizana nataon’ny mpanakanto Bemalaza, tao Amboriala Vohémar. Nisy andian-tanora namonjy an’ity alim-pandihizana ity no niady nifandritaka. Tovolahy iray 25 taona no namoy ny ainy voatsatoka tavoahangin-dabiera, teny amin’ny vozony. Noho ny fahaverezan-drà be loatra,…

Douanes : Poursuite du dialogue avec le secteur privé pour la lutte contre la corruption

L’administration des douanes poursuit le dialogue avec les entreprises pour offrir de meilleurs services et renforcer la mise en place d’un système efficace de dédouanement. « Lutte contre la corruption par un partenariat entre les douanes et les entreprises ». Tel a été le thème de la table ronde organisée vendredi dernier conjointement par la Direction générale…