Day: 31 juillet 2017

ASECNA : Madagascar assure la Présidence du Comité des Ministres

Une fois de plus, Madagascar  est à l’honneur en matière d’industrie aérienne au niveau du continent africain. Le ministre des Transports et de la Météorologie Ramanantsoa Ramarcel Benjamina devient Président du Comité des ministres de l’Agence pour la Sécurité de la Navigation Aérienne en Afrique. Il a reçu le  fanion des mains de Edgard Alain…

Dans le cadre des ateliers de coopération décentralisée franco-malgache qui se tiendront en octobre prochain à Antananarivo, le directeur adjoint de la Mondialisation de France, Emmanuel Puisais-Jauvin a déclaré que la France sera aux côtés de Madagascar. « Elle envisage de mobiliser un maximum de participants autour de la table surtout les collectivités locales françaises et…

Commune urbaine de Toamasina : Bras de fer entre Elysée Ratsiraka et le président du Conseil

Le maire dément les accusations dirigées contre lui en s’attaquant au président du Conseil municipal. Une crise politique et un conflit d’intérêt risquent de paralyser dans les prochains jours la machine administrative à la Commune urbaine de Toamasina. En effet jeudi dernier à son bureau, le maire Elysée Ratsiraka a été auditionné pendant quatre heures…

Tsy mbola milamina ny raharaha mikasika ilay raharahan’ny fiangonana Fivavahana Kristiana Miray (FKM) nampiasain’i Tatandraza, niteraka sakoroka tao Soanierana Ivongo ny 19 jona lasa teo ka nahamay ilay trano, sy naharatrana olona am-polony ka polisy ny iray. Sahiran-tsaina amin’ny fitadiavana ireo havan’izy ireo efapolo trano eo ho eo izay miandahy miambavy ary misy ireo mpianaka…

Tsy mihanona intsony amin’ny fanafihana fivarotana ambongadiny sy zava-pisotro intsony izao ny jiolahy. Ny zoma hariva lasa teo, fivarotam-panafody iray teny amin’iny faritra Anjomakely, Atsimondrano iny  no lasibatry ny andian-jiolahy mitam-basy. Tsy nisy ny aina nafoy na izany aza anefa, vola aman’hetsiny maro no lasan’ireto olon-dratsy ireto. Tokony ho tamin’ny enina ora hariva teo no…

Raha ny fantatra araka ny vaovao marim-pototra voaray, dia nisy lehilahy iray voalaza fa mpamboly lavanila avy any Andapa nangata-bady an’ity tovovavikely vao 13 taona monja, kilasy T4 (8 ème) mianatra amina sekolim-panjakana iray any an-toerana. Na dia notambazana vola be sy omby aza ny ray aman-drenin’ity zazavavy, monina ao Ampangadiambato Kaominina Ambanivohitra Ambohimalaza any…

Saika isan’andro tato ho ato dia andrenesana fanafihan-jiolahy mitam-basy foana any amin’ny Distrikan’i Sambava, renivohitry ny Faritra SAVA. Ny alin’ny zoma teo, tokony tamin’ny 11 ora alina, jiolahy maromaro nisaron-tava nanao fanamiana karikary izay samy nitondra basy kalach avy no niditra an-keriny tamina tokantrano iray tao Antanifotsy Sambava. Vao tafiditra tao an-trano ireo olon-dratsy dia…

Is’Art Galerie : Tolotra Ramboasolo «  imprime sa lumière »

C’était jeudi dernier. Le vernissage de l’expo « Imprimer la lumière » de Ramboasolo Tiana Tolotra a permis au public de découvrir son style et ses clichés. Une deuxième exposition après « Langage du corps » en 2015 qui reflète les inspirations de l’artiste. « L’idée de cette expo m’est venue en discutant avec d’autres amis photographes, il y a…