Day: 17 août 2017

Tsy ny fiara mpitatitra olona ihany no iharan’ny fanafihana ataon’ireo jiolahy eny amin’ny lalam-pirenena  fa iharan’izany hatramin’ireo kamiao. Fa ny tena loza dia manao fanamiana zandary ireo jiolahy  ka mora foana ho azy ireo ny manakana ireo fiara, toy izay nitranga tany Ambanja ny sabotsy lasa teo ity. Kamiao mitondra siramamy 30 taonina hiakatra aty…

Notafihan’ny andian-jiolahy nirongo fitaovam-piadiana ny sefom-pokantany iray, ka namoy ny ainy rehefa voadaroka sy voakapan’ny antsy. Tao amin’ny fokontany Ampanihy, Kaominina sy disitrikan’Analalava, faritra Sofia, no nitrangan’ny fanafihana, ny talata lasa teo tokony ho tamin’ny 9 ora sy sasany alina. Araka ny tatitra voaray avy amin’ny mpitandro ny filaminana, valo lahy nitondra fiatovam-piadiana toy ny…

Ny alin’ny talata lasa teo dia fiara mpitatitra maromaro handeha hihazo an’i Morondava no lasibatry ny jiolahy. Raha ny fampitam-baovao azo dia teo amin’ny 10 kilaometatra tsy hiditra an’i Mahabo no nisian’ity fanafihana ity. Tifitra variraka no nataon’ireo jiolahy tamin’ireo tandahatra fiara mpitatitra. Nalaky nitsoaka haingana ireto farany ary nampandre avy hatrany ny mpitandro filaminana.…

*L’association des « Tangalamena » organisera une grande mobilisation ayant trait à la préparation de la réconciliation nationale à la traditionnelle ce 19 août à Nosy Varika. Tous les « Tangalamena », les politiciens et différentes personnes seront invités à cette mobilisation. Notons qu’il y a plus de 16 600 « Tangalamena » recensés dans tout Madagascar. *Le 28 août prochain sera…

Fiara kely iray, marika « Golf T4 » no may kila forehitra omaly teo amin’ny sampanan-dalana mihazo an’Alasora iny, ny alin’ny talata lasa teo, teny Ankadindratombo, rehefa avy nidona tamin’ilay « rond point ». Tokony ho tamin’ny 11 ora alina tany ho any ity loza ity no niseho raha ny fanazavàna azo avy amin’ny mpitandro filaminana misahana iny faritra…

La 10e journée et clôture de la saison des courses à Mahazina à Ambatolampy a vu la confirmation des ténors. Dans la première course baptisée « Prix Laurier », Omdah piloté par le jockey Rabearivelo a signé sa première victoire de la saison. Il a devancé même Patrick Rakotoarivelo qui termine deuxième et Jean- Baptiste Rakotohanja finit…

PIPOM : Promotion de l’Insertion professionnelle et de l’Orientation à Madagascar

L’Agence universitaire de la Francophonie (AUF) poursuit actuellement la réalisation de son projet axé sur l’employabilité des jeunes universitaires. Dénommé PIPOM ou Promotion de l’Insertion professionnelle et de l’Orientation à Madagascar, le projet en est actuellement aux ateliers d’orientation professionnelle. Dans le contexte récurrent (et très médiatisé) d’inadéquation de l’offre à la demande caractérisant le…

Sahy ny tompon-trano ary tena nisy fiantraikany tamin’ny jiolahy nanafika azy izany. Navoakany ny basy ary napoakany. Rifatra nitsoaka ireo olon-dratsy ary niverina haingana ny filaminana. Ny alatsinainy teo no nanafika ny tsena iray izay mpivarotra entana avy any Lafrantsa, toa ny whisky sy ny ranomanitra tsara kalitao. Efa tafiditra tao anatiny ireo olon-dratsy ary…