Day: 22 août 2017

Fasan’ny Karàna Anosizato : Roalahy nahatrarana basy mahery vaika sy bala vita gasy

Lehilahy miisa roa, 53 sy 27 taona, no hatolotra ny fampanoavana anio rehefa nahatrarana basy lava iray  sy bala (cartouches) 5, samy “calibre 12” avokoa, ny sabotsy 19 Aogositra lasa teo. Nanao fisafoana toy ny fanao mahazatra azy teny ami’ny faritra Anosizato sy ny manodidina iny ireo polisy avy ao amin’ny kaomisaria Boriborintany faha-5 etsy…

Accès à Internet : La 4G d’Orange Madagascar lancée à Antsiranana

Le réseau 4G d’Orange Madagascar est désormais accessible dans la grande ville du nord. Pour les opérateurs économiques de la région Diana, cela devrait conduire à une mobilisation de l’économie.  Comme d’autres villes de la Grande-île, celle d’Antsiranana bénéficie désormais de la 4G d’Orange Madagascar, lancée officiellement le 18 août dernier par Benja Arson, le…