Na dia eo aza ny fampiharana ny Dinabe izay hiadiana amin’ny halatra omby, ny firongatry ny tsy fandriampahalemana misy, ary ny fahalovana rehetra any amin’ny Faritra Atsimo Andrefana, dia mbola anisan’ny toerana mafana amin’ny asan-dahalo arahina vono olona ny ao amin’ny Distrika Beroroha sy Ankazoabo Atsimo, ary tato ho ato dia nahazoam-baovao hatrany ny fanafihana…
Day: 24 août 2017
Sambava : Mpamily Bajaj namono Polisy monisipaly ny talata teo, MD avy hatrany
Taorian’ny famotorana lalina nataon’ny Zandary, dia nampidirina am-ponja vonjimaika omaly ilay lehilahy mpitondra Bajaj iray voalaza ho tsy tan-dalàna, izay niady nanao moraingy tamina Polisy monisipaly, ary nandratra ity farany, ny talata teo, tany Sambava. Raha ny fanazavana azo, araka ny fampitam-baovao voaray, dia malaza ratsy tsy manaja ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana ity mpamily…
Ambatomaro : Jiolahy mpanafika voasambotra
Nadoboka am-ponja avy hatrany ny tovolahy iray 26 taona, izay voarohirohy tamina resaka fanafihana mitam-piadiana teto an-drenivohitra, voasambotry ny pôlisy miady amin’ny asan-jiolahy mahery vaika sy ny sampana misahana ny heloka bevava. Ny faran’ny herinandro lasa teo no tra-tehaka teny Ambatomaro ity tovolahy ity, rehefa napetraka ny vela-pandrik’ireto mpitandro filaminana ireto. Raha ny fanazavàna azo…
Morombe : Mpanjono dobo an-dranomasina, tsy hita popoka efa ho dimy andro
Na dia nokarohina fatratra nanomboka ny alatsinainy teo, kanefa hatramin’izao dia mbola tsy nahitam-bokany izany, ary mbola tsy hita popoka mandrak’ankehitriny (dimy andro aty aoriana) ireo mpanjono efadahy niara-najavona niaraka tamin’ny lakana lehibe iray nentin’izy ireo. Araka ny fantatra, dia ny marain’ny asabotsy teo izy efadahy mivelona amin’ny asa fanjonoana no niainga tao Morombe, ka…
Foulpointe : L’état de la RN5 décourage les vacanciers
Une route complètement défoncée par endroit et un ralentissement important de la vitesse des véhicules, tel est le lot des usagers de la route qui empruntent le tronçon Toamasina Foulpointe de la RN5 en cette période des vacances. Avec Mahajanga et Toamasina, Foulpointe est l’une des destinations favorites des vacanciers venant de la Capitale, avec…
Sambava : Nadoboka am-ponja ireo telolahy nahatratrarana vola sandoka
Nanao alim-pandihizana tao amin’ny PK 10 ao amin’ny Fkt sy Kaominina ambanivohitra Ambohimalaza ny mpanakanto malaza iray ny voalohandohan’ny volana lasa teo. Io alina io ihany dia nividianan’ny tovolahy iray zava-pisotro mamy sy labiera ireo vola sandoka rehetra ireo mba hanakalozana azy ho vola tena izy. Ny marainan’io anefa dia nahatsiaro saina ilay tompon’ny bar…
Diego : Un voleur de Badjaj de la ville arrêté à Ambilobe
Tout a commencé par un chauffeur titulaire de Badjaj, un jeune homme de 24 ans. Il a informé son patron qu’il avait besoin de repos. Ensuite un autre chauffeur de Badjaj âgé de 36 ans lui a dit qu’il connaît un gars qui pourra le remplacer lors de ses jours de repos. Samedi 29 juillet,…
Ankavandra : Andian’olona no nifanandrina fa tsy fokonolona
Taorian’ny fanelanelanana nataon’ny zandary notarihin’ny manamboninahitra (Officier de coordination) any an-toerana sy ny fidinana ifotony nataon’ireo solon-tenam-panjakana avy amin’ny distrika sy nyf aritra dia efa niverina tanteraka ny filaminana ao amin’ny kaominina Betsipolotra, any Ankavandra. Nifanaiky ireo andian’olona mpifanadrina ka naharatrana olona am-polony sy nahamaizana trano maromaro tamin’ny 20 aogositra, fa hampitsahatra ny fifandirana. Raha…
FOFIFA : L’agriculture climato-intelligente à l’honneur
Des journées de la recherche sont organisées au FOFIFA Ampandrianomby afin de présenter au grand public les résultats de recherches effectuées par différents acteurs de développement afin de faire face au changement climatique. En fait, l’agriculture climato-intelligente y est à l’honneur. « Toutes les recherches effectuées sont basées sur le développement des variétés de semences servant…
Mampikony : Mpanendaka maty niharan’ny fitsaram-bahoaka
Nisehoana fitsaram-bahoaka indray tany amin’ny disitrikan’ i Mampikony, lehilahy iray avy nivarotra volamena no voaendaka vola sy finday teny aminy. Niantso vonjy ilay lasibatra, ka raikitra ny fifanenjehana. Tratra ilay mpanendaka ary niharan’ny vono sy daroka nataon’ny fokonolona, ka namoy ny ainy avy hatrany. Tao amin’ny fokontany Ampanihy, kaominina Ampasimatera, disitrikan’ i Mampikony, faritra Sofia,…