Day: 28 août 2017

Olona enina no natolotra ny Fitsarana ny Sabotsy teo rehefa tratra  tamin’ny resaka fanaovana vola sandoka.  Araka ny nambaran’ny lefitry ny kaomandin’ny Kaompanian’ny gadarimaria Antananarivo-renivohitra, Lt Rakotovao,  loharanom-baovao avy amin’ny olona tsara sitrapo no nahitana izao vokatra izao. Voalaza fa misy olona mivarotra vola sandoka eny amin’ny Anjelimainty Anosy ka amidy 3 000 arairy ny 10 000…

Les résultats du baccalauréat ont été publiés le week-end dernier pour Toamasina et Mahajanga. Comme à Fianarantsoa et Antananarivo, une baisse du taux de réussite a été également observée. Pour la province de Toamasina, le taux de réussite au bac général est de 33,4%, tandis qu’au bac technique et technologique, le pourcentage des admis se…

Feno enin-taona omaly alahady ny nahafatesan-dRtoa Nadine Ramaroson, minisitry ny mponina sy ny fiahiana ara-tsosialy ary ny vehivavy, tamin’ny fitondrana tetezamita. Nisy noho izany ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana sy fanomezana fanampiana ny mponina tao Sonierana Ivongo, indrindra ireo fianakaviana nanao ny fanavotana ireo niharam-boina rehetra nandritra ilay loza an-dranomasina, nahazo ity minisitra ity sy ireo mpiara-miasa…

Tamin’ny fotoana nanoratana dia mbola sahotaka tanteraka tao an-toerana. Tao amin’ny fokontany antsoina hoe Tambohobe, no nisehoan’ity herisetra ity. Tokony ho tamin’ny telo ora sy sasany hariva, omaly, no tonga tao ny jiolahy izay tombanana ho 70 . Nitondra kalachnikov, Mas30 ary basim-borona ireo ary tena nampiasany izany nandritry ny fanafihana. Omby telopolo no lasa…

Tena tsy kely lalana tokoa ny ratsy, amin’ny fandikan-dalana ka manao ny fomba rehetra hahazoam-bola amin’ny fanaovan-keloka samy hafa. Raha manomboka araky ny olona ny fomba ratsin’ireo mpisoloky amin’ny alalan’ny tamba-jotra “facebook” sy ny “mailaka” dia miditra amin’ny fitiliana olona amin’ny alàlan’ny finday indray ireo mpisoloky ankehitriny. Tamin’ity volana aogositra ity izao,dia maro be ireo…

Ity tranga niseho tao Analakininina Morarano ity no ilay hoe, tsy kely làlana tokoa ny ratsy, satria tranga tsy fahita teto Toamasina no niseho. Raha vaky trano sy fanafihana mitam-piadiana ary halatra akoho amam-borona hatramin’ny omby no tena faheno, dia halatra kisoa am-bala indray no nitranga ny maraina ben’ny alakamisy 24 aogositra lasa teo tokony…

Basket-ball – Sommets U 16 : Les favoris cartonnent !

Les Championnats de Madagascar U 16  battent actuellement leur plein à Ambositra. Les ténors se détachent déjà du lot après deux jours de compétition. Chez les hommes, les formations du « Dream Team Sporting Club » (DTSC) Analamanga et ASA (Analamanga) ont remporté deux victoires de suite. Les basketteurs du DTSC se sont imposés respectivement devant OPM…