Day: 2 septembre 2017

Hery Rajaonarimampianina : Parti pour Londres hier

Le Président Hery Rajaonarimampianina a rallié Londres, hier, pour assister à la réouverture de l’ambassade de Madagascar à Londres. Notons que cette année marque les 200 ans de l’arrivée de London Missionary Society à Madagascar, célébrés récemment à Antsiranana avec le premier Jubilé de l’église réformée FJKM. On célèbre également les 200 ans des relations…

Incendie à Mahavoky : Des émissaires de Lalao Ravalomanana au chevet des sinistrés

L’équipe de la commune urbaine d’Antananarivo n’a pas tardé à venir au chevet des sinistrés de l’incendie qui s’est produit la nuit du jeudi à Mahavoky Besarety. Le maire Lalao Ravalomanana a dépêché hier sur place une délégation composée du 1er adjoint, Ramboasalama Emilien et du 2e Adjoint au maire Randriamorasata Julien, pour constater de…

Mpimasy malaza sy atahoran’ny vahoaka  miisa 3 no saron’ny zandary amin’izao fotoana izao miaraka amin’ireo dahalo 20 tena raindahany sy ody gasy  amin’ny kilao maro  .Manao ny ainy  tsy ho zavatra ny zandary  aty Alaotra amin’izao fotoana izao ,ary manomboka mandositra ireo dahalo tsy voasambotra ,satria raha i Tokanono dia ramatoa efa ho 75 taona…

Hausse des loyers : Des locataires dans la rue tous les mois

Les distorsions sur le marché de l’immobilier s’aggravent de jour en jour. A vue d’œil, l’offre n’arrive plus à satisfaire la demande avec la croissance démographique et l’exode rural. De plus, la hausse sans fin du niveau général des prix pousse les propriétaires d’immeuble à augmenter les loyers, tous les mois. En effet, ces hausses…

Ambalamanasy Toamasina : Tratran’ny FIP ny valo lahy ikohizana amin’ny famakian-trano

Saika isanandro dia mahazo fitarainana sy fitoriana ny FIP eto Toamasina amin’ny resaka vaky trano ao amin’ny fokontany Ambalamanasy, carreau I sy II ary III. Ireo kojakojan-tokantrano sy fitaovana elektronika ary ireo entana mora bataina dia lasibatr’ity andian-jiolahy ity avokoa. Raha naharay antso ny polisin’ny FIP ny alakamisy tolakandro teo dia tonga nisambotra ireto andian-jiolahy…

Olona an-jatony no nirohotra nitagorona teo anoloan’ny biraon’ny borigadin’ny zandary tao Maroantsetra, faritra Analanjirofo, ny Alakamisy 31 Aogositra teo tamin’ny 9 ora maraina. Mponina avy ao amin’ny fokontany antsoina hoe Nandranasana izy ireo ka hitaky ireo namany 20 nampanantsoin’ny zandary mba hanaovana fanadihadiana no anton-dia. Ireto farany izay ahiahiana ho nanapotika fananan’olona noho ny resaka…

Potika tanteraka ny  fitadiavan’ny fianakavian-dRtoa Razafiarivony Mariette, noho  ny soloky nianjady tamin’ny fianakaviana nataon’ny ramatoa iray milaza fa lehiben’ny fampanoavana eto Ambatondrazaka, sady miaraka amin’ny olona iray manao fanamiana mpitandro ny filaminana ,izay samy olona misoloky avokoa . Araka ny nambaran’ity voasoloky ity dia fa efa betsaka ny zavatra vitany tany ambanivolo ,fa ny tena…