Day: 6 septembre 2017

Voots Kongregation : Nindry et Lewicky, la musique du Nord au Sud

Pour ce vendredi 9 septembre, le Jao’s Pub accueille un concept original et authentique où musique rimera avec voyage musical entre traditionnel et moderne. A l’affiche, Nindry et Lewicky, qui seront accompagnés par Voots Dahy. La musique sans frontière, c’est sans doute le slogan de cette affiche signée Voots Kongregation, un cabaret-concert qui se tiendra…

Dans le cadre de la mise en œuvre de l’initiative d’amélioration du cadre juridique des élections à Madagascar, le comité chargé de la révision de l’encadrement juridique du processus électoral malgache, prévu par le décret n° 2017-201 du 06 avril 2017, a été mis en place. Aux termes des dispositions de l’arrêté n°20548/2017 du 24…

Toamasina : Nisy nandoro ny fitsarana ambony

Tranga hafa kely ity niseho tao amin’ny fitsarana ambony Toamasina, ny talata maraina tokony ho tamin’ny 09ora sy 15min ity. Raha resaka fahatrarana mpanera misoloky ireo olona mpanan-draharaha, indrindra ireo avy any ambanivohitra no mateti-pitranga, tahaka ireo roa lahy tratra nisandoka ho mpisolovava efa mifonja ao Ambalatavoahangy farany teo, dia tovolahy iray 23 taona indray…

Présidentielle 2018 : Le HVM accapare le terrain, l’opposition écartée

Faute de dispositions légales qui régissent la pré-campagne, certains partis politiques en profitent.   Les membres du bureau national du HVM, les membres du gouvernement et les parlementaires issus de ce parti présidentiel se sont réunis, hier, en son siège à Antanimena. Les Mahafaly Olivier, Rivo Rakotovao, Benjamina Ramarcel Ramanantsoa, Harry Laurent Rahajason, Rafatrolaza Barry…

Misy valo ireo jiolahy  nanafika azy ary nitondra kibay sy zava-maranitra. Nidirany an-keriny tao ary nodarohana avy hatrany ilay vahiny, ny harivan’ny alahady teo. Raha araka ny vaovao nampitaina dia fandrobana ny entany no anton’ity fanafihana ity. Lasa ny « ordinateur portable »  enina tao aminy ary koa finday telo. Nentina teny amin’ny toeram-pitsaboana ity vazaha ity…

Mitohy hatrany ny disadisa sy ny lonilony ary ny ady “mangatsiaka” eo amin’ireo olom-boafidy sy ny ireo olom-boatendry ao amin’ny distrika sy kaominin’i Soanierana Ivongo. Nanomboka tamin’ny fankalazana ny fetim-pirenena 26 jona lasa teo no niseho vahoaka voalohany izany, izay samy nanao ny fankalazany ny lehiben’ny distrika solon-tenam-panjakana andaniny, ny ben’ny tanana sy ny depiote…

Antanimena : Un agent de la CUA tué par un motard de la COPS

Un agent d’assainissement de la CUA a été mortellement  fauché avant-hier à Antanimena par un motard de la société de sécurité COPS, alors qu’il effectuait son travail quotidien. Alain Jean Andrianasolo a été immédiatement transporté à l’hôpital où il a succombé à ses blessures. L’auteur de l’accident n’a jamais pris soin de la victime. On…

Tsy kely làlana tokoa ny ratsy ankehitriny, ary niova fomba fiady indray amin’izao ny dahalo any Belo Tsiribihina, fa eny ambony lakana motera “kanoto” mitondra vahiny mpizahatany indray ireo malaso no manafika. Ny sabotsy tolakandro teo, dia mpizahatany roa vavy nandeha lakana kanoto niainga tao Begidro hihazo an’i Belo no notafihina dimy lahy nitondra basy…

Déplacements à l’extérieur : Les zélateurs du régime récompensés

D’anciens barons du MAPAR, du TIM et du MTS ont porté la cravate bleue hier du côté d’Antanimena. Le détenteur du record en termes de nombre de « mpamadika palitao ». Les leaders du « Hery Vaovao ho an’i Madagasikara » ont effectué une démonstration de force au quartier général du parti à Antanimena, hier. Une occasion de remarquer…