Day: 13 septembre 2017

Commission épiscopale Justice et Paix : L’Eglise catholique dénonce le règne de l’insécurité

A la demande du Conseil Permanent de la Conférence des Evêques de Madagascar, 52 Prêtres et Laïcs, représentants de Justice et Paix, ont tenu du 6 au 8 septembre 2017 à Ampatsakana By Pass, une réunion extraordinaire sur les problèmes liés à l’insécurité sur toute l’étendue du pays. Juste avant le lancement hier au CCI…

Sports Paralympiques : Des matériels du CBM pour les Championnats nationaux

A partir de demain et ce jusqu’à dimanche 17 septembre se déroulera au Gymnase de Mahamasina, les Championnats de Madagascar 2017. 160 para-sportifs issus de 12 ligues régionales sont attendus à Mahamasina pendant ces quatre jours. Il s’agit d’Amoron’i Mania, Analamanga, Androy, Atsimo-Andrefana, Atsinanana, Betsiboka, Boeny, Diana, Haute-Matsiatra, Menabe, Sofia et Vakinankaratra. En étant la…

Mihoatra ny loha tanteraka ny ataon’ny dahalo ankehitriny. Nalaina ny omby, nodorana ny trano ary nentina natao takalonaina ny vehivavy iray. Tao amin’ny fokontany Talata Miarinarivo, eo anivon’ny kaominina ambanivohitra Tsiroanomandidy, no nitrangan’izany ny andron’ny zoma teo. Niezaka nanao fanarahan-dia ny zandary sy ny fokonolona, kanefa very ny dian’omby rehefa teo amin’ny fizaran-tanin’ny faritra roa,…

Jiolahy roa efa ikoizana amin’ny fanafihana mitam-piadiana ary efa karohin’ny polisy hatry ny ela no maty voatifitra ny Alatsinainy 11 septambre lasa teo. Araka ny vaovao, saika hanafika tao amin’ny fokontany Ankiembe, ao antampon-tananan’i Toliara izy ireo izao lavon’ny balan’ny polisy izao. Io Alatsinainy io, Nidina teny an-toerana ny polisy rehefa nahazo antso fa misy…

COMESA : Les exportations malgaches en hausse de 33%

Le développement de Madagascar passe aussi par la diversification des partenaires économiques. Le ministre du Commerce et de la Consommation, Chabani Nourdine en est conscient et engage des actions pour y parvenir. « Il faut produire avant de pouvoir commercialiser ». La déclaration est du ministre du Commerce et de la Communication, Chabani Nourdine, lors de l’ouverture,…

Rocade Andohatampenaka : V8 nidona tamin’ny « talus », tafiakatra roa ireo namoy ny ainy

Fanindroany izay. Raha mbola vao andro vitsivitsy izay no nisian’ilay lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona tetsy amin’ny sampanana mihazo ny “rocade” Andohatampenaka, eo akaikin’ny sampanana Ambohitrimanjaka iny, dia namono olona indray izany lalana izany ny alin’ny alatsinainy lasa teo. Fiara tsy mataho-dalana iray, Toyota V8 no nidona tamin’ny sisin-dalana. Potika tanteraka ny lohan’ny fiara. Olona telo no…

Cette année, Madagascar et la Chine célèbrent le 45e anniversaire de l’établissement de leurs relations diplomatiques. Cet événement sera marqué par toute une série de manifestations artistiques et culturelles au mois de novembre. Le salon des médias qui en est à sa troisième édition a été l’occasion hier matin à l’ambassade de Chine de montrer…