Day: 21 septembre 2017

Nivoaka tamin’ny fahanginana rehefa takon’ny MAPAR tanteraka, ny antoko tao anatin’ny telo taona lasa izay. Tsy dia nandrenesam-peo firy intsony mihitsy rehefa niditra tao anatin’io vondrona io. Niverina naneho ny heriny anefa ny TGV ny Asabotsy 16 Septambra lasa teo. Tao amin’ny kiajaben’ny La Place Maevatanàna no nankalaza sy nanao ny hetsika rehetra, ary tazana…

Fikambanana malagasy mijoro Toamasina : Nanao fizaham-pahasalamana maimaim-poana ireo sahirana

“Tsy misy ifandraisany amin’ny tranga na pesta teto amintsika no nanaovana izao fizaham-pahasalamana maimaim-poana izao, fa fandaharam-potoana efa voafaritra mialoha ny anay nefa nifanojo tamin’iny tranga iny, saingy raha mahita tranga izany izahay dia tsy maintsy mandray ny andraikitray”, izay no nambaran’ny filoham-boninahitry ny FIMAMI, Fikambanana Malagasy Mijoro, ny senatera Dr Benesy Harison Sebastien, izay…