Day: 25 septembre 2017

Hatairana ny an’ireto fianakaviana tao amina tokantrano iray tao Tanamborizano, Toamasina, ny marainan’ny zoma teo. Mpitandro filaminana manodidina ny 20  teo, misaron-tava no nanao sarika am-pandriana an’ireo tompon-trano, ary nilaza fa tonga hisava ity tokantrano ity. Ny nahagaga ny rehetra anefa dia tsy nampiseho taratasy filazana izany velively ireto mpitandro filaminana ireto, rehefa nitaky ny…

Grosse déception pour tous les inconditionnels de « Kiaka » qui sont venus au « Trass » Tsiadana vendredi dernier ! Les responsables annonçaient pourtant « une soirée qui s’annonce exceptionnelle et très animée ». Ce soir-là, le groupe « Kiaka » était effectivement prévu à l’affiche. Juste après leur sortie du bureau, à 18h30, des habitués des lieux ont donc rejoint les lieux…

« Fara west » Faravohitra – Cordes sans cibles : entre jazz, blues et rythmes malgaches

Dina Mialinelina et sa bande ont donné une prestation magistrale au « Fara West » Faravohitra samedi soir. Un évènement inédit mettant à l’honneur la bonne musique. Venant d’univers aux antipodes, du classique à la comédie musicale, du baroque au jazz, passée au tamis des couleurs malgaches Dina Mialinelina et Benjamin Le Faucheur créent et partagent une…

# Ambohipo. Voatery nanapoahana basy ireo mpirevy. Nisy ny fidinana ifotony nataon’ireo pôlisin’ny boriborintany faharoa, ny zoma alina lasa teo, hanakatona ireo mpivarotra zava-pisotro mahamamo, izay misokatra aorian’ny fetr’ora izay ara-dalàna. Izany dia mba hisorohana ny resaka tsy fandriampahalemana mirongatra eny an-toerana. Tsy nanaiky izany anefa ny sasantsany tamin’ireo olona nirevy, ary saika niafara tamin’ny sakoroka…

Tokantranona mpitondra fivavahana indray no lasibatry ny jiolahy ny zoma lasa teo tao tany amin’iny faritra Mahitsy iny. Lasa tamin’izay ny vola sy entana maro tao an-trano, araka ny fampitam-baovao. Tokony ho tamin’ny iray ora maraina tany ho any no tonga tao amin’ity tokantranona pasitera ity ny jiolahy fito lahy. Nisaron-tava, ary nirongo basim-borona sy…