Day: 2 octobre 2017

Taorian’ireo olona efatra voan’ny pesta nahiditra hopitaly izay samy namoy ny ainy avokoa taorian’ny fitsaboana azy ireo tao amin’ny hopitaly Morafeno sy ny sampana mitsabo ny aretin-tratra eo anivon’ny hopitaly ben’i Toamasina, dia fantatra indray izao fa misy dokotera dimy naiditra hopitaly noho ny pesta, mbola misy roa kosa miandry valin’ny fitiliana natao taminy. Miteraka…

Basket-ball- Coupe des clubs champions de l’Océan Indien : Un très beau doublé malgache !

Madagascar a tout raflé à la Coupe des clubs champions de l’Océan Indien qui a rendu son verdict hier dans un Palais des Sports de Mahamasina désespérément vide à la suite de la mort d’un entraîneur des Seychelles victime de la peste. Malgré un gymnase vidé par des mesures gouvernementales, cela n’a pas empêché le camp…

Nampisy resa-be tao amin’ny kaominin’Ambinaninony sy ny disitirikan’i Brickaville ary tonga olana nasionaly ny disadisam-piarahamonina nisy tao amin’ny kaominin’Ambinaninony Brickaville. Na teo aza ity olana ity, dia tsy niteraka ady teo amin’ireo mpiara-monina izany, ka izay no nahatonga ireo tangalemana nandray andraikitra nandamina ny raharaha satria kaominin’ny “Manjarano” ny tanànan’izy ireo, izay andrandrain’ny mponina hiteraka…

Ny sabotsy alina lasa teo, tokony ho tamin’ny sivy ora tany ho any dia tanana iray, antsoina hoe Antsevakely, ao amin’ny kaominina Marovazaha, no lasibatry ny asan-dahalo. Vokany, omby roa no lasa ary naratra mafy nokapain’ireo jiolahy ny antsy ny tompon-trano. Raha ny angom-baovao azo dia toa hoe, efa in-droa nandalovan’ny dahalo tao amin’ity tokantrano…

Cadences infernales, rémunération à la pièce… l’organisation scientifique du travail(OST) mise au point par Taylor au début du XXe siècle  a encore  de beaux jours dans le pays. Comme au bon vieux temps du capitalisme, bon teint de longues queues de femmes se forment  encore devant ces entreprises de confection à la recherche de travail.…