Day: 2 octobre 2017

May Analamanga Park. Hatairana ny an’ny rehetra izay nandalo tamin’iny lalam-pirenena fahafito iny omaly maraina. Nidona-tsetroka ary nilelalela ny afo teny Analamanga Park. Araka ny fampitam-baovao azo dia « bungalow » telo no indray kilan’ny afo tanteraka. Tsy nisy kosa aloha aina nafoy na ny naratra. Voavotra daholo ihany koa ny entana, raha ny fanamarihana azo. Tokony…

Echanges d’informations, coordination des efforts dans le domaine de la coopération décentralisée … tels sont les objectifs des rencontres prévues ce mois d’octobre au Carlton Anosy. En effet, plus de 400 représentants des Collectivités territoriales décentralisées (CTD) de Madagascar participeront aux Deuxièmes Assises de la Coopération Internationale des Collectivités Malagasy et Françaises, qui se tiendra…

Nampiaka-peo ny mpandrindra ny Mapar eto Toamasina, ny solombavambahoaka Rtoa Naharimamy Irma Lucien, amin’ny firongatry ny tsy filaminam-bahoaka sy ny fahamaizanan’ny tanàna noho fahatapahan’ny heinaratra lava eto Toamasina. Ny alahady maraim-be tokony ho tamin’ny telo ora latsaka fahefany, dia nisy  roa lahy samy nitondra sabatra, tao amin’ny tranon’ny mpikambana amin’izy ireo eto Toamasina, tsy iza…

Peste : Tous les concerts en plein air annulés !

L’interdiction officielle d’effectuer toute manifestation publique est tombée comme un tonnerre auprès des organisateurs de spectacles, qui ont dû tout annuler hier. Cela pour mieux maîtriser la propagation de la peste dans tout le pays. Samedi 30 septembre 2017, une réunion extraordinaire dirigée par le Premier ministre Mahafaly Solonandrasana Olivier a réuni quelques ministres dont…